Tsy tena nitady ny laza izy… Volamena latsaka am-bovoka anefa, ka namiratra tamin’ny alalan’ny sanganasany teny foana i Maurice Razafy. Izy no lasa fa ny kantony mitoetra, ary namela mamy hoan’ny tontolon’ny mozika ity andrarezina ity. “Izy efa-bavy”, “Voahirana”, “Rasoanantenaina, Ikotofetsy sy Imahakà”, “Tsy ho any”… ireo angamba ny tena […]
Taratra
ACS: “Tsy fizarana seza ny Tetezamita, raha… “
“Raha ny rivotra mitsoka amin’izao, mankany amin’ny Tetezamita. Eo ny fanapahan-kevitry ny FFKM hanao fihaonambe. Zava-dehibe izany”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Fikambanan’ny CST sy loholona teo aloha (ACS), ny Dr Andriamaholison Jules, teny Antaninarenina, omaly. Raha tsy maintsy ho tonga amin’ny Tetezamita, tsy hizarana seza izany. Ny governemanta hajoro eo, […]
Depiote Randrianasoloniaiko Siteny : “Tsy ilaina ny valifaty politika sy ny hazalambo…”
Nitohy tany Ambato Boeny ny Mihava Tour, notarihin’ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny. Navoitrany tamin’izany ny fihavanana. “Tsy hisy ny valifaty politika sy ny hazalambo”, hoy izy. Nanteriny fa ilaina tandrovina ny fihavanana, araka ny hafatry ny papa Fransoa. Nokianiny koa ny ambarany fa “fandrobana” ny tantsaha amin’ny Taxe. 20 Ar izany […]
Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy: “Mitady vahaolana amin’ny olan’ny vahoaka ny filoha”
Anisan’ny nitondran’ny mpitondra tenin’ny governemanta sady minisitry ny Serasera, Lalatiana Rakotondrazafy fanazavana ireo manahirana ny vahoaka sy ny vahaolana avy amin’ny fanjakana. Anisan’izany ny lalana sy ny delestazy. “Tena mitady ny vahaolana amin’ireo mampikaikaika ny vahoaka ny filoha sy ny praiminisitra”, hoy izy tao amin’ ny fandaharana “Tsy ho tompon-trano […]
Raharaha Raissa : manaratsy endrika ny tontolon’ny fitsarana malagasy
Anisan’ny raharaham-pitsarana mahoraka amin’izao fotoana izao ny « raharaha Raissa ». Nomelohin’ny fitsarana 7 taona an-tranomaizina, manao asa an-terivozona ity renim-pianakaviana ity, rehefa voampanga ho nikasa hamono olona. Etsy ankilan’izay, miampanga ny tomponandraikitra ambony ao amin’ny minisiteran’ny Fitsarana sy ny mpitsara ambony ho mpanao kolikoly, naka ny volabeny izy. Mifamotika eo ny […]




