Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo ny tetikasa bankin’ny paositra. Hisokatra ny volana jolay izao izany ary kendrena handrakotra ny biraon’ny paositra malagasy 250 isa manerana ny Nosy. Mitohy hatrany ny asa ataon’ny minisiteran’ny fampiroboroboana sy fanovana haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra. Tapaka taorian’ny filankevitry […]
Taratra
« Mibala Tournament »: hafana ny lalao famaranana rahampitso
Ho fantatra rahampitso alahady 23 avrily izay ho tompondakan’ny andiany voalohan’ny fifaninanana “Mibala Tournament”, izay hatao ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Lalao basikety karakarain’ny ISPM (Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar) ho an’ny Oniversite. Hafana tanteraka io rahampitso io, araka ny nambaran’ny Talen’ny serasera eo anivon’ny ISPM, Rabaonary Tantely. Ankoatra ny […]
Karate : ho avy eto an-tanindrazana ny Sensei René
Ho avy eto an-tanindrazana, ny 25 avrily ho avy izao, ny Sensei Ramanitrandrasana René, 10ème Dan amin’ny taranja karaté. Araka ny voalazan’ny filohan’ny komity mpikarakara, Sensei Rakotonirina Marcel, omaly, teny Ambatomaro, hanome fiofanana ny Sensei René amin’ny 27 – 28 avrily ho avy izao. Raha ny fanazavan’izy ireo, misokatra ho […]
Olan’ny rugby: miziriziry ireo ligy voasazy
Na efa namoahan’ny Malagasy Rugby sazy sy efa nampanantsoin’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana aza ireo ligim-paritra (Vakinankaratra, Betsiboka, Menabe), mbola mikiry manohitra ny rafitra mpitantana ihany. Nanatanteraka fivoriambe tsy ara-potoana indray izy ireo, niaraka tamin’ny ligin’i Matsiatra Ambony sy Diana, ny talata lasa teo, teny amin’ny UCM Ambatoroka. Natrehin’ny solontenan’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena […]
Rugby vehivavy – «Sevens challenger series»: fandresena 1 sy faharesena 2 no azon’ny Makis
Teo ho eo ny vokatra azon’ny Makis de Madagascar vehivavy, teo amin’ny fiadiana ny “Sevens challenger series”, ho an’ny rugby lalaovina olona 7. Faharesena indroa misesy ary fandresena indray mandeha no azon’i Madagasikara, tao amin’ny vondrona nisy azy. Nahazo isa 3 ny Makis Ladies, teo amin’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana […]




