Vokatra iray mampalaza ny faritra Menabe ny tsaramaso hatramin’izay. Anisan’ny nanohana ny famokarana ny AD2M*, ka nitombo ny vokatra tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, saingy tsy betsaka mpanangom-bokatra , araka ny voalazan’ny mpamboly sasany. Tsara ny masomboly nozaraina tamin’ireo tantsaha. Raha nisy nampiasa masomboly 150 kg teo aloha nahazoana 500 kg, […]
Taratra
Jean Claude Vinson: « Tsy misy ahina amin’ny ala Mikea ny tetikasa Base »
Mivelona anaty ala ny foko mikea any Atsimo Andrefana. Niara-niaina nandritra ny taona maro tamin’ny Mikea i Jean Claude Vinson, malagasy reny sy frantsay ray, mpiaro ny tontolo iainana, sady naman’izy ireo. Aminy, tsy misy ahina, tsy manelingelina velively ny ala Mikea ny tetikasa Base Toliara. Fantantr’i Jean Claude Vinson […]
Tsenan’Anjoma sy ny Esplanade : nihaino ny feon’ny mpivarotra ny ben’ny Tanàna
Manohy ny fitetezana ny tsena eto Antananarivo ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, miaraka amin’ ny ekipany. Teny amin’ny tsenan’Anjoma sy ny Esplanade indray ny tenany omaly. Mihaino ny feon’ny mpivarotra izy ary mitondra ny vahaolana izay azo tanterahina avy hatrany. Tetsy amin’ny tsenan’ Anjoma, nangataka ireo mpivarotra amin’ny fanatsarana ny […]
Miaka-bidy ny legioma : 5 000 Ar ny tongolobe 1 kg
Miaka-bidy saika isan-kerinandro ny legioma eny amin’ny tsena eto an-dRenivohitra, araka ny fanadihadiana. Ny legioma no tena midangana indrindra ny vidiny. Efa mahatratra 5 000 Ar ka hatramin’ny 6 000 Ar ny tongolobe 1 kg arakaraka ny habeny. Mandeha amin’ny kilao ny fivarotana ny karaoty ka 4 000 Ar ny 1kg, 1 000 […]
CUA – Tetikasa Sandratra : raisina an-tanana ireo vehivavy marefo…
Mifarimbona amin’ny fanohanana ireo vehivavy marefo ny orinasa maromaro miaraka amin’ny CUA amin’ny alalan’ny tetikasa Sandratra. Tanterahina ao amin’ny boriborintany I, III ary IV ny tetikasa Sandratra izay handraisana an-tanana manokana ireo vehivavy marefo, tokantena ary niala an-daharana tamin’ny fianarana. Fiaraha-miasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Aide et Action ary […]




