Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro teny Behoririka, afakomaly, ny lehilahy iray nitondra vola sandoka. Raha ny fanazavan’ny polisy, ny 18 marsa lasa teo, tonga tao amina tranombarotra iray eo Behoririka ity lehilahy ity fa hividy ordinatera. Nijery ilay ordinatera izy ka tapa-kevitra fa hividy […]
Taratra
Mpanondrana Olona: 15 mianadahy naiditra am-ponja ao Antsiranana
Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjan’Antsiranana ireo olona 15 vosaringotra tamin’ilay fanondranana olona antsokosoko tatsy amin’ny nosy Mayotte. Olona efatra hafa nahazo fahafahana vonjimaika. Niakatra fampanoavana nanomboka afakomaly ny olona 19 voarohirohy tamin’ilay sambo rendrika nitondra mpiondrana antsokosoko saika ho atsy amin’ny nosy Mayotte, andro vitsy lasa izay. Nitohy hatramin’ny […]
Kick Boxing-JIOI : mikotrana in-3 isan-kerinandro ny atleta
Manomboka miditra amin’ ny fampivondronana ihany koa ny mpikatroka eo anivon’ ny taranja kick boxing, ho fanomanana ny lalaon’ny Nosy. Mbola mandeha tsikelikely anefa izany, noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana, araka ny nambaran’ny Tale teknika nasionaly ny federasiona, i Anigael Gastros. Fanazarantena iraisana in-3 isan-kerinandro ihany aloha izao no hatao […]
Tsipy kanetibe : lasan’ny BIC sy ny C2BA ny amboara sy ny lelavola
Tontosa teny amin’ny kianja PAC Ampitatafika, ny sabotsy sy ny alahady lasa teo, ny fanokafana ny taom-pilalaovana, ho an’ny federation sport boule malagasy (FSBM). Fifaninanana ho an’ireo mpilalao manana kara-pilalaovana ara-dalàna, nanamarihana izany fanombohana izany. Nisongadina teo amin’ny sokajy “sénior” lehilahy BIC sy ny C2BA Vakinankaratra ho an’ny vehivavy. Resin’ny […]
Rugby “6 Nations”: Tompondaka ny Trèfle Irlandey
Voahosotra ho tompondakan’ny fifaninanana “6 Nations”, taranja rugby, ny Trèfle Irlandey. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 29 no ho 16 ny XV de La Rose, Angletera. Lalao notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ ny Aviva Stadium Irlande. Tsy resy mihitsy ny ekipa irlandey tamin’ity fifaninanana ity. Araka izany, inefatra […]




