Taratra

Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : miandry ilay fampivondronana any ivelany ny atleta

Hatramin’izao, tsy mbola nisy filazana ny amin’ny fandefasana ireo atleta ao amin’ ny taranja fototra atletisma hiatrika fiofanana any Kenya sy Dakar eo amin’ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), tanterahina eto Mada­gasikara ny 23 aogositra ka hatramin’ny 3 septambra ho avy izao. Tsiahivina fa efa na­nambara ny fahavononana ny […]

Basikety – « Mondial 2023 »: miray vondrona ny ekipa amerikanina sy ny Ankoay

Vita omaly ny antsapaka ho an’ireo ekipa 16 hiatrika ny “World Cup 2023” any Hongria, ho an’ny taranja basikety, sokajy U19. Miray vondrona amin’ny Malagasy ny ekipan’i Etazonia, mpanjakan’ny basikety. Ho gidragidra ny lalao rehetra miandry ny An­koay U19. Fantatra nan­dritra ny antsapaka natao tany Debrecen Hongria, omaly, fa miray […]

Fiovan’ny toetr’andro: mihena 9 kilao sisa ny vokatra kafe

Nijoro vavolombelona Rtoa Mizabety Lucienne, mpam­boly kafe, filohan’ny kaoperativa Kafe Arabika Ampefy Itasy (KKAAI), teo anoloan’ny mpianatry ny sekoly ESD. Nambarany fa miantraika any amin’ny fambolena ny fiovan’ny toetr’andro, ka anisan’izany ny kafe. Mila rano ny kafe arabika, nefa tsy ampy ny orana. Lasa mavomavo ny raviny, sady misy holatra […]

Faritra Atsimo Andrefana : hananganana orinasa fanodinam-bokatra lehibe

Notoloran’ny minisitra, Razafindravahy Edgard, fiara tsy mataho-dalana miisa 4 ny tetikasa PTASO*, hampiasaina amin’ny fametrahana ilay orinasa fanodinam-bokatra lehibe any Atsimo Andrefana. Efa manomboka ny fanatanterahana io tetikasa io amin’ny alalan’ny fanadihadiana ifotony momba ny fametrahana ny faritra fanodinana ny vokatry ny tantsaha ho lasa vokatra ho azo jifain’ny mponina […]