Mitohy hatrany ny ezaky ny tomponandraikitra ny amin’ny fampanarahan-dalàna sy fandavorarina ny fifindra-monina sy fivezivezena. Tsy ekeny ary toheriny, indrindra ny fikambanana iraisam-pirenena, ny tsy fanarahan-dalàna rehetra ao anatin’izany. “Efa hatramin’ny taona 2020 no nisian’ny fikasana hifindra monina ho any amin’ny Nosy Mayotte, avy aty Madagasikara. Misy no tafiditra antsokosoko […]
Taratra
Ady amin’ny fiparitahan’ny tsaho : nitady paikady ireo vondron’olona to teny
Notanterahina tetsy amin’ ny Le Hintsy Ambohimanambola, omaly, ny loabary an-dasy mikasika ny ady atao amin’ny fiparitahan’ny vaovao diso sy ny tsaho nandritra ny valanaretina Covid-19. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Rooted in Trust”, izay volavolain’ny Ilontsera sy ny In-ternews ny hetsika. Omaly, novoriana ireo toko telo mahamasa-nahandro: mpanao gazety sy […]
Oniversiten’Antananarivo : efa tomombana ny famatsiana herinaratra
Nanao fanambarana ny sampandraharaha misahana ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny daholobe eo anivon’ny fiadidiana ny oniversite fa efa tomombana avokoa ny fotodrafitrasa eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo taorian’ny fanavaozana samihafa natao. Mandeha tsara avokoa ny famatsiana herinaratra, vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny orinasa Jirama eny amin’ireo toeram-pampianarana Cathédrale, ny kianja mitafo… Mijery […]
BNGRC: traboina 52.985 nisitraka ny fanampiana
Miantsehatra mivantana eny ifotony ny BNGRC amin’ny fanatanterahana ny famonjena ireo traboina. Fianakaviana 10.597 no nisitraka ny fanampiana nandritra ny rivodoza Freddy teo. Nandritra ny telo volana nanjakazakan’ilay rivodoza Freddy tamin’ ireo distrika maromaro teto Madagasikara, analiny ireo traboina vokatry ny fiakaran’ ny rano. Nanatanteraka ny asany ny BNGRC amin’ny […]
Henry Ratsimbazafy 90 taona : hahazo laka ireo hira efa fantatra
Anisan’ny nisongadina tamin’ny tafa nifanaovan’ny mpanao gazety tamin’i Henry Ratsimbazafy, omaly, ny nilazany fa maro ireo mpanakanto efa niara-nihira taminy. Misy amin’ireo no ho avy eny amin’ny CCEsca Antanimena, mandritra ilay seho hotanterahina ny 2 avrily izao. Tsy hisy ny hira vaovao hokaloina fa hahazo laka ireo hira efa fantatry […]




