Taratra

Ligy Analamanga- Basikety : Vonona hiara-miasa amin’ny mpanao gazety

Manome lanja ny lafiny se­rasera ny ligin’Analamanga, ta­ranja basikety, tarihan-dRatovo­janahary Haingo Mampionona. Nisy, araka izany, ny dinika sy fiarahana nitady izay hahafahana mampandroso ny ligy, amin’ny alalan’ny haino vaky jery. Nifanankalo hevitra ny andaniny sy ankilany ary nisy ny hevitra maro nivoitra. Ny hampiakarana ny fahafantaran’ny olona ny hetsika karakarain’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitetina 45,4 miliara Ar ny famatsiam-bola nomen’ny Vondrona eoropeanina (UE) ho an’ny fandaharanasa Padeir, nandritra ny dimy taona. Tao anatin’izay, miisa 170 ireo orinasa niofana momba ny fanondranana raha matihanina 74 nanatsara ny fahaiza-manaony. Mpisehatra 644 nandalina momba ny fenitra sy ny kalitao, laboratoara telo nahazo fitaovana ary iray nahazo […]

Village des SAE : Manamafy ny fandraharahan’ny tanora

Tanterahina etsy amin’ny Cité des Cultures Antani­narenina ny andiany faharoa amin’ny Village des structures d’accompagnement à l’entrepreneuriat (SAE). Hetsika lehibe ho an’ny tontolon’ny fandraharahana eto Madaga­sikara, karakarain’ny tamba­jotra Madagascar SAE (MaSAE) tao anatin’ny teti­kasa IncuBoost, vatsian’ny Vondrona eoropeanina, tanterahin’ny Onudi sy ny UNCDF ary tohanan’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy […]

Tongoloina : Hadihadiana ny antony nahasimba ny tohodrano

Nisy fahasimbana vokatry ny orambe ny tohodrano Tongoloina eny Ampahitrosy Atsimondrano, ny 25 janoary teo. Hanamarina ny asa nananganana ny tohodrano eny Ampahitrosy Atsimondrano ny Antokondraharaha mpandrindra ny tsenambaro-panjakana (ARMP). Voalaza fa tsy hisy ny famindram-po amin’ny fanaovana kitoatoa ny asa. Araka ny antontan-kevitra niomerika ananan’ny ARMP, mitentina 1,650 miliara […]