Anisan’ireo mpitendry gitara misongadina amin’ny jazz i Joel Rabesolo. Tsy mitsahatra ny mikaroka ny mozika ankapobeny, indrindra ny tendry gitara maka faka Malagasy izy. Nisongadina izy tany amin’ny taranja basikety… Fa mbola nisongadina kokoa i Joel Rabesolo taty amin’ny mozika, indrindra ny fitendrena gitara. Nampiavaka azy hatramin’ny fahakeliny ny fifehezany […]
Taratra
Manaja ny tontolo iainana : voalohany eto Madagasikara ny WeLight
Rehefa natao lalina ny fanadiahadiana, dia WeLight no orinasa voalohany eto Madagasikara nomena fanamarinana B-Corp. Fanamarinana iraisam-pirenena ho an’ny orinasa manaja ny tontolo iainana sy sosialy. Tafiditra anatin’ny vondrona orinasa 50 B-Corps aty Afrika izao ny WeLight. Manohy hatrany io orinasa io amin’ izay efa fanamarinana azony izay, mitandro ny […]
Minisitra Ramonjavelo Valéry : harenina ny fitaterana
Vita, omaly, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitra teo aloha, nisahana ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro (MTM), Ranjatoelina Rolland, sy ny mpandimby azy, Ramonjavelo Valéry. Nohamafisin’ity farany fa ho jereny akaiky ireo seha-pitaterana manan-danja rehetra, mifanaraka amin’ny vinan’ ny filoham-pirenena. Isan’izany ny fitaovana entina hanatsarana ny foibe famantarana ny […]
Zara raha fantatra i Maintirano
Anisan’ny seranan-tsambo, sokajy PIR i Maintirano, any amin’ny tapany andrefan’i Madagasikara. Distrika iray ao amin’ny faritra Melaky, zara raha fantatra ny momba azy. Tokony ho 600 km avy eto an-dRenivohitra, ka hatreo Tsiroanomandidy no 200 km, vita tara. Manomboka eo Tsiroanomandidy hatrany Maintirano, tsy azo aleha noho ny asan-dahalo sy […]
Filoha Rajoelina : « Vahaolana ny angovo azo havaozina »
Nahitsy ny filoha ! « Manodidina ny 1.300 miliara Ar isan-taona ny trosa tsy voaloan’ny Jirama », hoy ny filoha Rajoelina, omaly, teny Iavoloha, nandritra ny filankevitry ny minisitra. Notsoriny, fa tsy voatery hanampy ara-bola ny Jirama foana ny fanjakana, fa tsy maintsy handray fanapahan-kevitra mikaroka vahaolana. Isan’ny vahaolana nomeny ho an’ny Jirama […]




