Anisan’ireo minisitra nesorina tamin’ny toerany amin’ izao fanendrena ho mpikambana ao anatin’ny governemanta izao, ny ao amin’ny Angovo sy ny akoranafo, ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetry ny andro ary ny Asa vaventy. Nosoloina an-dRasamoelina Andriamanampisoa, ho minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Ramaroson Andry. Filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Jirama, sady […]
Taratra
ONE-Fimpima : Iombonana ny fiarovana ny tontolo iainana
Hiara-kiasa ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany (ONE) sy ny Fikambanan’ny mpikambary malagasy (Fimpima). Voarakitra ao anatin’izany ny hanofanan’ny ONE ny mpikabary amin’ny fikajiana ny tontolo iainana. Hampidirina ao anatin’ny kabary hataon’izy ireo rehefa miantsehatra amin’ny lanonana samihafa, toy ny fanorenana tokantrano, ohatra. Manana andraikitra amin’ ny fampahafantarana ny rijan-teny sy […]
Lalana Moramanga-Ambatondrazaka: hotokanana amin’ity taona ity ny RN 44
Ho vita godirao tanteraka ny lalam-pirenena RN 44, mampitohy an’i Moramanga hatrany Ambatondrazaka. Etsy ankilany, mihapotika ny lalam-pirenena RNT 3A, eo Vohidiala mankany amin’ny tapany andrefan’ny farihin’Alaotra mipaka any Vohitraivo, sampanana mihazo an’Andilamena. Mamatsy vola ny fanamboarana ny lalam-pirenena RN 44 ny Banky iraisam-pirenena. Nanomboka ny taona 2019 ny asa, […]
AFT Andavamamba: nifarana ny “Festival des livres romantiques”
Afa-po tamin’ny vokatra hita nandritra ny “Festival des livres romantiques” andiany voalohany, natao nandrindra ny telo herinandro, teny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo na AFT Andavamamba, ny mpikarakara. Fivarotana sy fifanakalozana boky, fampisehoana talenta momba ny fandravahana, fifaninanana teo amin’ny sehatry ny literatiora. Ireo no nandravahana ity hetsika lehibe ity. Nahazo […]
Hetsika marolafy : homarihina ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny
21 febroary, andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny. Hisy hetsika marolafy hanamarihana izany, anio sy rahampitso. Hanokatra azy ny tafa iarahana amin’ireo mpanoratra dimy mianadahy, etsy amin’ny Mozaïk Antsahabe, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Hanodidina ny lohahevitra “Ny fanoratana boky ho an’ny ankizy amin’ny teny malagasy” ny resadresaka hotarihin’i Hobiana Andrianimerina, […]




