Taratra

Governemanta T.I.M !

Teo Ihany no Miverina ( TIM) ! Vita ny fanovana governemanta, izay nandrasan’ny maro. Tsy nozoviana amin’ny besinimaro ny anaran’ny mpikambana vaovao. Mpanao politika sy teknisianina efa nitana andraikitra, indrindra niara-dalana tamin’ny Filoha hatrany amin’ny tetezamita. Andaniny, maro ny faly ny mpanohana fitondrana, indrindra fa ny akaman’ny tsy very seza. Ankilany, […]

Fanovana ny governemanta: miisa 8 ireo minisitra vaovao

Nambara tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fanovana ampahany amin’ireo eo anivon’ny governemantan’ny Praiminisitra Ntsay Christian. Miisa valo ireo mpikambana vaovao notendrena tamin’izany. Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny fiadidiana ny Repoblika, Pelan­droy Espérance, omaly teny Ambohitsorohitra ny anaran’ireo minisitra vaovao eo anivon’ny governemanta. Voaten­dry ho minisitry ny Fiarovam-pirenena ny Général de division Rakotoharijaona […]

Governemanta : voatendry ho MDN ny Jly Rakotoarijaona Josoa

Voatendry handrafitra ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta tarihin’ny Prai­minisitra Ntsay Christian, ho minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN) ny Jly Rakotoarijaona Josoa. Ma­na­mboninahitra jeneraly isan’ireo niara-niasa akaiky tamin’ny MDN teo aloha, ny Jly Rakotonirina Richard izy. Nivoaka avy ao amin’ny an­diany faha 17 tao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe izy. Manana ny […]

Behenjy: jiolahy iray lavo, iray tratra

Rehefa nifampitadiavan’ny zandary, noraisim-potsiny tao amin’ny hopitaly tao Behenjy ny iray tamin’ireo jiolahy natao hazalambo, omaly maraina. Nanao ny asa ratsiny tao amina mpivarotra amina tsenam-barotra iray, lasan’ireto jiolahy ireto ny entana, telefaonina telo sy vola 230 000 Ar, ny alin’ny alahady teo. Nodarohan’izy ireo ny tompon-trano, vaky nandositra izy rehefa […]