Voasambotry ny polisy avy eo Atsimondrano ny roa lahy mpidoroka rongony tao amin’ny fokontany Ambohimanatrika, ny harivan’ny talata teo. Noho ny fitarainan’ny mponina nanao hetsika fidinana ifotony teny an-toerana izy ireo. Mitarika ireo tanora eo amin’ny manodidina izy mirahalahy ireto ka miafara amin’ny fanaovana asa ratsy izany. Tra-tehaka teo amin’ny […]
Taratra
Ady amin’ny valala ao Ihorombe : tafatsangana ny kaomitim-paritra
Nanomboka omaly avy hatrany ny ady amin’ny andiam-balala nataon’ireo tomponandraiki-panjakana ao Ihorombe. Noho ny fahatsapan’izy ireo ny voka-dratsy ateraky ny fisian’io biby mamotika fambolena io, natsangana ny Komitim-paritra miady amin’ny Valala. Nitarika ny fivoriana « OMC élargie » mahakasika ny valala ny lehiben’ny prefektiora sy ny governora ao Ihorombe, ny talata 7 […]
Toamasina: mahaliana olona maro ny Muay Thai
Anisan’ny taranja vaovao, saingy ankafizin’ny ankizy sy ny tanora maro, na ny ray aman-dreny aza, ao Toamasina ny haiady “Muay Thai”. Fantatra izany nandritra ny hetsika fankalazana ny andro iraisam-pirenena, izay notanterahina tao amin’ny Club Nautique, ny alahady 5 febroary lasa teo. Ny maitre Mamy na ” Ajarn Mamy”, no nitarika […]
Fanohanana ny Filoha Rajoelina: « Tsy maintsy miray hina ny mpiaradia rehetra », hoy ny GMMAR
Anatin’ny fametrahana ny rafitra manerana ny Nosy ankehitriny ny « Groupe Mamy Jô Miaraka amin’i Andry Rajoelina » na ny GMMAR, tarihin’ny filoha nasionaliny, Atoa Ranarison Maminirina na i Mamy Jô. Taorian’ny tany amin’ny faritany, anatin’ny mandrindra sy mametrapetraka ny eto amin’ny Faritra Analamanga ny fikambanana. Nisantarana izany ny fandraisana anjara tamin’ny […]
Fiaraha-miasa: antsoina ny Japoney hifampiraharaha amin’ny Malagasy
Nihaona ny masoivoho japoney, Abe Koji sy ny minisitra misahana ny indostria, varotra sy fanjifana, Razafindravahy Edgard, ny 7 febroary 2023. Nifantoka momba ny lavanila, ny amin’ny tetikasa indostria isaky ny distrika (Odof), ary ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta ny dinika nifanaovana. Momba ny lavanila, notsiahivin’ny minisitra ny […]




