Taratra

TSELATRA

Nanao fihetsiketsehana sy nidina an-dalambe, nilanja sorabaventy sy nandoro kodiarana, ny mponina tetsy Ilanivato, omaly. Ny fisian’ny ranobe tsy mety ritra eny amin’ny arabe ny antony, raha ny fanazavana avy amin’izy ireo. Nahitana fahatapahana, noho izany, ny lalana teny an-toerana, vokatr’io hetsika. Nihaona mivantana tamin’ireo mpamily taxi-be zotra 194 sy […]

Ankazobe : Nahitana taolambalo niparitaka teny an-tanimbary

Nahitana taolambalo efa niparitaka teny andrefan-tanànan’i Manjaka, fokontany Voninahitrinitany II, disitrika Ankazobe, ny 26 ja­noary 2026, tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany folakandro. Olona sendra nandalo no nahatsikaritra izany tany anaty tanimbary ka nampandre ny tomponandraikitra. Tonga teny ifotony nijery ny zava-misy sy nanao ny fanadiha­diana ny zandary miasa […]

Niandry omby : Tovolahy roa niara-maty nilatsaham-potaka

Mahazo vahana ny olona maty hilatsaham-potaka tao anatin’ny hateloana. Lasibatra indray ny tovolahy miisa telo, tao Analavory. Vokany, maty ny roa. Maratra sy may ny naman’izy ireo iray. Nirefotra mafy ny varatra tany atsimon’ny tanànan’i Anosivola, fokontany Aminaviavy, kaominina ambanivohitra Analavory, ny 25 janoary 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora […]

Pureplay Football League : Misongadina hatrany ny Disciples FC

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahatelo fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Foot­ball League”. Nahazo fandresena fahatelo, tamin’izany ny Disciples FC rehefa nandavo ny Uscafoot tamin’ny isa 3 no ho 1, tao amin’ny Kianja Vé­lodrome Antsirabe. Manana isa sivy izany izao ny Discip­les FC, ary […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny fikarohana natao omaly, mbola manohy ny diany amin’ny baolina kitra matihanina any Arabia Saodita, i Carolus, Malagasy lohalaharana. Rehefa avy nilalao tao amin’ny Al Sadd izy dia izao nifindra ao amin’ny klioban’ny Al Ain FC, diviziona faharoa, any an-toerana, izao indray. Hotanterahina rahampitso, ny tohin’ny fifanintsanana Eoropeanina, taranja […]