Taratra

“Mozika, mozikako !”: hanasa an’i Fanja Andriamanantena i Silo

“Mozika, mozikako…”. “Hira noforoniko hohirain’i Silo. Matsiro sy mamy toy ny vary tondrahan-tantely…”, hoy ny filazan’i Fanja Andria­manantena azy. Io lohatenin-kira io koa mantsy no nosafidian’i Silo hitondrana ny fampisehoana manaraka, izay hotontosainy ny zoma 24 febroary izao, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva, etsy amin’ny Plaza Am­pefiloha. “Hizarako […]

Hetsika ho an’ny tanora : tafaverina ny “Slumourap”

Hotontosaina ny 11 fe­broary 2023, eny amin’ny Madagascar Underground An­tsahavola, ny hetsika “Slu­mourap”. Hetsika iarahan’ny mpanao hatsikana Stand up sy ny mpankafy mozika rap ary ny mpanao Slam. Fikamba­nana maro, misehatra eo amin’ny tontolon’ny hatsikana sy ny rap ary ny Slam no hiara-misalahy hanatanteraka ity hetsika ity. Efa misokatra ny […]

Famaranana ny faha-30 taona: hanatanteraka seho lehibe ny Tanora Masina Itaosy

Iray amin’ireo antoko mpihira manana ny maha izy azy eo amin’ny tontolon’ny hira evanjelika eto Madagasikara ny Tanora Masina Itaosy. Lalan-davitra rahateo no efa vita. 30 taona nomarihina tamin’ny alalan’ny hetsika maro. Hofaranana, rahampitso, etsy amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina, ireo hetsika rehetra nentina nanamarika ny faha-30 tao­nan’ny […]

Kitra vehivavy – Mada 2022 : anjakan’i Vakinankaratra ny fifaninanana

Notanterahina omaly tany Antsirabe, ny andro faharoa ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja baolina kitra vehivavy taona 2022. Manjaka tanteraka ny ekipan’i Vakinankaratra. La­von’ny Disciple FF Antsirabe tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Mifa Analamanga, resin’ny AC Sabnam Vakinankaratra tamin’ny isa 3 no ho 2 ny Ascuf Fianarantsoa. […]