Nitondra fanazavana sy ny fijeriny ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny Hiaraka isika, tarihin’ny Jly Camille Vital. Notsiahiviny fa tantara sisa ny naha kandidà azy ka tsy hilatsaka intsony izy na eo aza ny traikefany. Mpanohana ny filoha Rajoelina Andry ny Hiaraka isika ary tsy mpamadika ka hanohana azy izy ireo […]
Taratra
Governoran’ny BFM : hofehezina ny fidangan’ny vidim-piainana
Handray ny asany ny governora vaovao ny Banky foiben’i Madagasikara, Andrianarivelo Aivo. Tsapany tokoa fa ilaina ny haha marin-toerana ny Ariary ary mila fehezina ny fidangan’ny vidim- piainana. Mankato ny fanendrena ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) ny filankevitry ny minisitra, aorian’ny soso-kevitra aroson’ny filankevi-pitananana. Nandray ny fianianany, omaly, ny […]
Mila sahy ny vahoaka !
Mangingina ny tanàna, tsy hita be ihany ny handraisana azy. Mitohy ny andavanandron’ny mponina. Seriny amin’ny paikadiny ny mpanao politika. Ny mpandraharaha, ankilan’izany sahirana amin’ny fitazonan’aina ny fidiram-bolany. Vao manomboka ny taona, samy rempotra sy sempotra daholo ny malagasy, tsy an-kanavaka. Olom-bitsy, izay migoaka ny tombontsoa tsy hita pesimpesenina amin’ny […]
Tselatra
Nahazo fahafahana vonjimaika avokoa ireo olona miisa enina voarohirohy ho naka an-keriny an’ilay tovovavy 19 taona mpianatry ny polytech ny 04 janoary teo. Tsiahivina fa natao takalonaina tao Andranomisa, kaominina ao ihany sy distrikan’Anjozorobe ity tovovavy ity. Navotsotr’ireo mpaka an-keriny izy ny 24 janoary teo. Tratra tamin’ izay koa ireo […]
Nangalatra noho ny hanoanana : navotsotra ireo mpivady voasambotra
“Nasesiky ny hanoanana izahay”, hoy ireo mpivady voasambotry ny fokonolona tao Ilanitra, Ampanenjanana, distrikan’Ambositra, nandritra ny fanadihadian’ny zandary azy, omaly. Niditra an-keriny tao amina lakozian’olona teo amin’io tanàna io ireto mpivady. Nentin’ireto mpivady ireto ny vilany. Tsikaritry ny fokonolona anefa izy ireo. Raikitra ny sakoroka. Voasambotra izy mivady sy ny […]




