Taratra

Fandaharanasan’ny minisiteran’ny Fiarovana : ho hentitra sy hamafisina ny fitsipi-pifehezan’ny Tafika

Nanolotra ny fandahara­nasa sy ny fomba fiasa ho an’ ny taona 2023 tamin’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Foloalindahy ny minisitry ny Fiarovam-pire­nena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa, omaly, tetsy Soanie­rana. Anisan’ny toromarika nomeny ao anatin’izany ny amin’ny fanatanterahana ny asa sy vina ary paikady napetraky ny minisitera, iandraiketany. Nambarany fa hohamafisina […]

Lapan’ny fitsarana « facebook »

Tena mahavariana isika Malagasy ireto ! mampiteny ny moana ny zava-misy eny amin’ny tambajotran-tserasera. Zary misolo vaika ny fitsarana sy ny mpitsara ny mpampiasa azy. Raha ny zava-nisy omaly, tena mahatonga saina. Hatreny amin’ny tonto­lon’ny fampianarana ambony no voafandrika. Zary nifani­lika andraikitra imasom-bahoaka ny samy tomponandraikitra. Niezaka nanadio tena sy nitady ny […]

Haitao arakajy mirindra : fitaratra aty Afrika i Madagasikara

Sehatra miroborobo ny haitao arakajy mirindra eto Madagasikara. Fitaratara aty Afrika isika saingy vidian-dafo izany no mbola tsy voafehy tanteraka ny fampia­sana azy. Ny 19 sy 20 mey 2023, handray ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny fifindrana amin’ny fampiasana haitao ara-kajy mirindra (transformation di­gitale) i Madagasikara, eo ambany fitarihan’ny Filoha Rajoelina […]

Nisandoka ho manamboninahitra…: lehilahy iray nilaza ho chef de brigade-n’ ny andiany faha-38

Noraisim-potsiny ! Tonga teny Antanety II ny kaomandin’ny vondron-tobim-pileovana Analamanga noho ny fitokonan’ny mpianatry ny ESPA Vontovorona, afakomaly tolakandro. Nisy lehilahy iray na­nakana ny fiara nitondra azy tamin’io fotoana io. Nilaza izy fa hoe manamboninahitra ni­voaka tao amin’ny andiany mivantana faha-38 tao amin’ny Akademia Mia­ramila (Ac­mil), Antsirabe, izy. Fantatry ny kaomandin’ny […]