Miseholany ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina, raha ny zava-misy any an-toerana, ny faran’ny herinandro teo. Nirefodrefotra ny basy tao Dépot fahefatra, Toamasina, teo anoloan’ny trano fandraisam-bahiny RN 2 Bis. Mpandraharaha mpanafatra vary avy any ivelany ity teratany indianina 36 taona maty voatifitry ny jiolahy ity. Avy nandray vidin’entana izy tamin’io […]
Taratra
Morarano Chrome : nihena ny sandan’ ireo takalon’aina
Nidina hatramin’ny 50 tapitrisa Ar ny vola takin’ireo jiolahy mpaka an-keriny ao Morarano Chrome. Afakomaly, niantso ny havan’ireo takalon’aina ireo olon-dratsy ka nilaza ilay vola tadiaviny. Nifampiresaka an-telefonina ny roa tonta. Niresaka tamin’ ny havany ihany koa ireo olona telo nalaina an-keriny. Ankilan’izay, tsy mbola namaly ny fitakian’ireo jiolahy ny […]
Vehivavy telo lasibatra: mpanendaka tratra teo Andravoahangy
Raikitra indray ny fifanenjehana teo amin’ny polisin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro sy ny tontakely, omaly, teny Andravoahangy. Jiolahy iray mpanao sinto-mahery no tratra tamina elakela-trano iray anelanelan’ny Epi d’Or sy ny Looks Andravoahangy, taorian’ ny fanenjehana. Raha ny fanazavan’ny polisy, nisy vehivavy telo tonga nanao fitarainana tany amin’ny polisy. […]
Vono olona mahatsiravina: lehilahy iray maty notapahin-doha
Raim-pianakaviana iray 50 taona no maty tamin’ny fomba feno habibiana. Nentina nivoaka ny tanàna misy azy izy, nokapain’ireo dahalo ny lohany ary nentin’izy ireo. Ny zoma teo tokony ho tamin’ny 2 ora maraina, notafihina andian-jiolahy ny tokantranon’ity lehilahy ity, monina ao amin’ ny kaominina Vinanitelo, distrikan’i Manakara. Tantsaha izy, varira […]
Fikambanana Daholo : manampy ny tanora hanana asa
Nikarakara hetsika “Forum des métiers” ny fikambanana Daholo, ny zoma lasa teo. Natao tetsy amin’ny Lycée privée Fanavotana Antsalovana 67ha. Tanjona ny hampiofana ny tanora eo amin’ny tontolon’ny asa. Misedra olana ny tanora malagasy amin’ny fitadiavana asa manerana ny Nosy. Sakana ny tsy fananan’ireo ankizy vao nahavita fianarana fahaiza-manao eo […]





