Hotanterahina anio sy rahampitso ny andro fahafito amin’ny fifaninanana “Orange Pro League”. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonana eo amin’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Elgeco Plus Analamanga. Lalao hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass. Marihina fa samy ao anatin’ny kaonferansy atsimo izy ireo. Adin’ny mpanazatra ny […]
Taratra
Olan’ny rugby: toherin’ny ligy Rakotozafy Rosa
Tsy mankasitraka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Rakotozafy Rosa ireo filohan’ny ligy dimy mpanohitra an-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby. Nomen-dRamatoa Rosa ny filohan’ny Malagasy Rugby ny taratasy fahazoan-dalana na « certificat de conformité », ny 13 febroary lasa teo. Naneho ny alahelony momba izany ireo filohan’ny ligy […]
Rugby –XXL Top 20: hanokatra ny lalao ny Cosfa sy ny JSTA
Hotanterahina rahampitso alahady ny fifaninanana “XXL Top 20” taranja rugby. Hifandona amin’ny lalao voalohany ny Cosfa sy ny JSTA Ambondrona, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka amin’ny 9 ora maraina. Lalao andrasan’ny rehetra ny fihaonana eo amin’ny Cosfa sy ny Ambondrona. Tsiahivina fa ekipa nanao lalao famaranana ny “Super coupe Mada […]
Volley-CCCZone 7: hanomboka anio ny fifaninanana any Maorisy
Hanomboka anio, ao Maorisy ny andiany faha-27, amin’ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka Faritra faha-7 (CCCZone 7), taranja Volley ball. Klioba 3 ny solontena malagasy. Klioba 3 ihany no lasa hiatrika ny “CCCZone 7” any Maorisy, raha toa ka klioba 4 tany am-boalohany no fantatra fa handray anjara. Efa nanainga […]
Fanjifana eto Madagasikara : mitombo ny fampiasana solika fandrehitra
Ny telo volana voalohany sy faharoa tamin’ny 2022, dia betsaka ny fanjifana solika manerana ny Nosy. Nitombo betsaka izany tamin’ny 2022 raha ampitahana tamin’ny 2021. Nitombo ny fanjifana solika amin’ny ankapobeny, toy ny solika fandrehitra sy ny gazoala tamin’ny taona 2022. Izany fitombon’ny fanjifana solika izany dia noho ny fahamaroan’ny […]





