Taratra

Rasoamaromaka Hery : amboarina atao mafy sy mateza ny lalan’ Antananarivo

Nanome toky ny gover­noran’Analamanga, Rasoa­ma­ro­maka Hery, omaly fa ho amboarina ny lalan’Antana­na­rivo izay potika avokoa ny ankamaroany amin’izao fo­toana izao. Efa nisy ny fifampiresahana tamin’ny filoham-pirenena sy ny minisitry ny Asa vaventy ary ny ben’ny Tanàna fa hifarimbona amin’ny fanamboaran-dalana. Orinasa goavana no hiandraikitra ny asa ary hatao mafy sy […]

Hisorohana ny fanararaotana samihafa : tanora 30 niofana amin’ny fampiasana « internet » anaty fitandremana

Fitaovan-tserasera miasa isan’andro amin’ny asa, fianarana, fihariana, fampivelarana amin’ny maha olona ny « internet ». Voasarika ao avokoa ny sokajin-taona rehetra, indrindra ny ankizy. Nanao fanadihadiana ny Ecpat France sy ny End violence partnership ary ny Unicef ny taona 2021 momba ny ankizy sy ny fanararaotana mamoafady an’habaka mihatra amin’izy ireo. Tamin’ny […]

Rugby – All Blacks : hilalao any Japon, i B.Barret sy i A.Smith

Tsy nampoizin’ny mpakafy rugby any Nouvelle – Zélande ny vaovao niseho omaly, tao anaty tambajotran-tserasera. Nilaza ny federasiona rugby Nouvelle – Zélande fa hifindra lasy any Japon i Beauden Barret sy i Aaron Smith, mpilalao ao amin’ny All Blacks. Aorian’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany ny taranja rugby “Mondial France […]

Muay thaï : nankalaza ny andro iraisam-pirenena tamin’ny fety

Tontosa tetsy amin’ny espace Fahasoavana ny faran’ ny herinandro teo, ny fankalalazana ny andro Iraisam-pirenena ny Muay thaï. Nizara telo ny hetsika nanamarihana izany, ho an’ny Federasiona Malagasy ny Muay Thaï. Taorin’ny lahateny nifandimbiasana, niditra tamin’ny Muay Thaï Boran sy ny Muay Thaï Consul, izay fampisehoana fampianarana anaty klioba fa […]

Basikety – JIOI 2023: manao lalao fitsapana eto amintsika ny Mahorais

Raikitra indray ny lalao basikety eto Madagasikara. No­tanterahina nanomboka om­aly teny amin’ny kianja, Palais de Sport, Mahamasina, ny lalao fitsapana ny ekipa malagasy sy ny fanomanan’ ny ekipan’i Mayotte ny lala­on’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika. Araka iza­ny, nisy ny lalao izay ni­haonan’ny GNBC Ma­da­ga­si­kara sy ny ekipam- […]