Taratra

Horonan-tsary mamoafady: tratra ireo mpirahavavy mampiasa zaza tsy ampy taona

Niakatra fampanoavana omaly ny raharaha momba ireo mpirahavavy nanao sarimihetsika mamoa­fady. Ny zanany vao dimy taona ihany no nampilalaovina. Fantatra tao anatin’izay fa 25 sy 21 taona izy roa­vavy ireto. Manan-janaka lahikely dimy taona ity zoky vavy. Nifanaraka iretsy mpirahavavy fa ilay ankizilahi­kely no hanaovana ity zava-mamoafady ity niaraka amin’ […]

Ambalakisoa Toamasina : raim-pianakaviana hita faty, tsy fantatra mazava

Tsy nahitana endrika vo­noan’olona ity raim-pianakaviana hita faty ity nitsirara teo amoron-dalana tao amin’ny fokontany Ambalaki­soa Toamasina, ny alatsinainy teo. Raha ny fanazavana voaray, tombanana ho ma­nana aretim-borona izy satria nahitana ranovava maro nivoaka ny vavany sy ny orony. Mety nihetsika izany ka nianjera tamin’ny rano mihandrona, ny orana rahateo […]

Filohan’ny Hafari : “Mila ovaina ny fototra eo amin’ny sehatra politika”

“Iriko ny hanamboarana ny fototra eo amin’ny sehatra politika misy eto amintsika”, hoy ny filohan’ny Hafari Ma­la­gasy, Rafa­nomezantsoa Jean Nirina, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao ga­zety, omaly. La­haram-paha­mehana ho an’ireo mpanao politika eto Mada­gasi­kara hatramin’ny na­hazoana ny fahaleovan-tena. Samy manao izay ahazoany tombony ary ny ataon’ny teo aloha ihany no […]

Renim-pianakaviana sahirana: saika homeny olona ny zanany vavikely

Nampihoron-koditra ny fihetsika nataon’ny renim-pianakaviana iray nikasa hanary ny zanany tany Manakara… Niteraka resa-be teo amin’ny fiaraha-mo­nina sy tao amin’ny tambajotran-tsera­sera ilay re­nim-pianaka­viana saika ha­nome olona ny zanany tao Mana­kara. Omaly, nirenireny tao an-toerana izy ka nitady izay handray ilay zazavavikely vao iray volana sy tapany. “Olona avy any Vohipeno […]

Afrika -CEDEAO*: ho an’ny fambolena, fotodrafitrasa, fitaterana

Nankatoavin’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) ny hanome 50 tapitrisa dolara sy 50 tapitrisa euros ireo tany afrikanina mpikambana ao Afrika andrefana. Mbola ampian’i Chine 30 tapitrisa dolara izany amin’ ny alalan’ny «Africa Growing Together» fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy Afrika. Nomena izany famatsiam-bola izany mandritra ny telo taona […]