Taratra

TSELATRA

Raim-pianakaviana iray 57 taona mipetraka any Andramasina no voasoloky vola 7 hetsy Ariary. Naharay hafatra tamin’ny finday izy ny 15 avrily lasa teo. Anisan’ny nahazo tosika fameno 20 tapitrisa Ariary izy ary nantsoiny ilay laharana. Notakin’ilay olona 2 000 Ar sy 6 alina Ariary tany am-boalohany. Niitatra izany ka lasa tafakatra […]

Nampandositra mpamono olona : Roa lahy misazy 9 volana an-tranomaizina

Raim-pianakaviana iray sy olona iray hafa voasazy higadra 9 volana an-tranomaizina, tao Tsiroanomandidy, afakomaly. Voaheloka noho ny firaisana tsikombakomba tamin’ny fampandosirana lehilahy iray nahafaty olona tao amin’ny fokontany Ambohibary Kofay, kaominina Fihaonana, distrikan’i Tsiroanomandidy, ireo olona roa ireo. Nitrangana vono olona tao amin’io fokontany io, ny alin’ny alakamisy 24 jolay […]

Namono olona roa tao Ampangabe mahitsy: Maty voatifitra i Bengilo, jiolahy raindahiny

Iray volana taorian’ny vono olona nahatsiravina tao Ampangabe, namoy ny ainy, rehefa nikasa handositra zandary, ny jiolahy tompon’antoka iray antsoina hoe i Bengilo. Nirefodrefotra ny basy! La­von’ny balan’ny zandary ny jiolahy raindahiny, tompon’antoka tamina fanafihana mitam-piadiana tao Voro­damba, kaominina Mahi­tsy, ny alatsinainy 21 avrily, ta­min’ny 9 ora alina. Nitrangana fanafihana mitam-piadiana […]

Fidinan’ny vidim-bary : Betsaka ireo tantsaha migadra

Hatramin’ny nandraisan’ny fitondrana vaovao ny fitantanana dia nijotso ny vidim-bary. Mahafaly ny mpihinana izany, andaniny, saingy mampidi-kizo ny tantsaha sy ny mpanangom-bokatra, ankilany. Maro ny mi­ga­dra, tsy mahaloa trosa nampiasaina ta­min’ny fikarakarana rehetra. Tao anatin’ny iray volana, fitoriana enina no voarain’ny zandarimaria ao Ankazobe mahakasika ny olana mifandraika amin’ny fidinan’ny […]