Araka ny voalazan’ny lalàna laharana faha-2017-043, toko faha-7 andininy faha-30 dia zo fototra ny zo eo amin’ny lafiny fahasalamana ara-pananahana. Voalaza ao anatin’izany fa afaka manapa-kevitra malalaka momba ny fotoana hiterahany ary misafidy ny isan’ny zaza haterany sy ny elanelam-piterahana tiany ny olona rehetra. Tsy mila fahazoan-dalana avy amin’ny vady […]
Taratra
INDRAY MIJERY
13 ny olona namoy ny ainy vokatry ny orana nirotsaka tsy niato. Faritra efatra (kaominina 14 amin’ny distrika 13) no nitondra takaitra tamin’izany. Iray no maty tao Morondava sy iray hafa tany Betioky Atsimo no nahatonga ny antontanisa niakatra ho 13. Olona enina no naratra. 3 847 ny olona traboina (tokantrano […]
Minisitra Vololoniaina Lucie: Hisongadina ireo asa maika sy fanarenana
Tao anatin’ny roa volana niasan’ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Vololoniaina Lucie, efa nazava ny soritr’asa ary efa natomboka. Nisongadina ny fanarenana ny tanàna Miami ao Toamasina ho lasa toerana hahafahana misarika ireo mpizahantany izay ahitana ampahany amin’ny hakanton’i Madagasikara amin’ny lafiny rehetra. Nohatsaraina ny valan-javaboahary Tsimbazaza izay […]
Zon’ny vehivavy : Fikambanana efatra hitondra ny feo ho iray
Vehivavy mpitolona efatra, nitambatra hitondra feo iray ho an’ny zon’ny vehivavy no nampahafantatra ny fiforonan’ny hetsika lehibe iray iarahan’izy ireo mandritra ny herintaona. Hitondra vokatra mivaingana ho fiarovana ny vehivavy sy hampiharana ny lalàna hisitrahan’ireo niharan’ny herisetra izy ireo. Nitambatra ny vehivavy efatra samy efa manana ny fikambanana sy mpamorona […]
TARATRY ny KANTO
Nanolotra ireo boky nosoratany ho an’ny Tranombokimpirenena Anosy, i Thierry Sinda. «Anthologie des poèmes d’amour des Afriques et d’ailleurs », édition Orphie, « Mémoires et Révoltes au féminin », « Les Olympes noirs d’Henri Moucle », navoakan’ny édition TSM no nomen’ity mpampianatra mpikaroka momba ny haisoratra sy ny siansa maha olona, mpanao gazety, poeta ary […]




