Taratra

Minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena: Tanora maherin’ny arivo homena fiofanana

Hotanterahina any Toa­masina, manomboka ny 21 hatramin’ny 23 febroary ho avy izao, ny fanombohan’ny tetikasa “Tanora mandrafitra ny ho avy”. Araka ny fanambarana nataon’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), i Marson Mous­tapha Abdulah, omaly, tetsy Mahamasina, miisa arivo mahery eo ny tanora omena fiofanana araka asa eto Madagasikara, […]

Tetikasa Formapro : Hanatsara ny kalitaon’ ny fanofanana BTP

Nihaona tamin’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, i Salava Julien, ny tale mpanatanteraky ny Formapro sy ny lehiben’ny tetikasa. Mikendry ny fanatsarana ny tolotra fiofanana amin’ny sehatry ny fanorenana sy ny asa vaventy (BTP) ny tetikasa. Manohana amin’ny fiantohana ny kalitaon’ny maha olona ihany koa izany. […]

Minisiteran’ny Mponina : Hovatsiana fitaovana sy vola ny vehivavy

Nambaran’ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurelie, fa vonona ny minisitera hanohana sy hanampy ireo fikambanam-behivavy mijoro ara-dalàna. Nanteriny fa mba tsy ho an’ny Andron’ny 8 mar­sa ihany no hijerena azy ireo. “Hatao mandavantaona ny hetsika hanohanana azy ireo. Hanampy tosika ara-pitaovana sy ara-bola ny fanjakana, miainga amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Nanohy ny fidinana tao Vangaindrano ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana araka asa, ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra ny fihaonana tamin’ny tomponandraikitra ao an-toerana, nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ihany koa ny Marathon de formation, ka tanora maro no nisitraka fiofanana faobe momba ny fanamboarana savony sy labozia, ahafahan’izy […]

Tetikasa Tady: Sahanasam-pampandrosoana 30 mendrika hosafidiana

Namolavola ny tetikasa Tady ny minisiteran’ny Raha­raham-bahiny ho fanentanana ireo Malagasy mpilaravinahitra any ivelany handray anjara amin’ny fampandrosoana amin’ny tany niaviany. Haharitra efatra taona ny tetikasa, vatsian’ny Agence française de développement (AFD) vola, nanomboka ny taona 2023 hatramin’ny 2027. Mitety faritra ireo tomponandraikitra eo anivon’ny tetikasa manatanteraka atrikasa fifanakalozana sy […]