Taratra

Aretina Alzheimer: Mitondra fikoron­ta­nana ny fitaizana marary

Anisan’ny toerana fitaizana ireo olona tratry ny aretina alzheimer ny fikambanana Masoandro Mody etsy Mahazoarivo. Nanazava izy ireo fa miteraka fikorontanana ho an’ny manodidina ny fikarakarana marary noho ny antony maro. Eo amin’ny ara-pihavanana, sarotra ny fifanajan’ny havana ny marary rehefa tsy hainy ny tokony hitondrana ny fikarakarana. Mitsara vilana […]

Vokatry ny savorovoro : Mihena ny vola miditra amin’ny mpiasa tena

Sahiran-tsaina ireo olona miasa tena ao anatin’izao toe-draharaha mafana eto an-dRenivohitra izao. Misy fiantraikany amin’ny fidiram-bolan’izy ireo ny savorovoro. Mitondra faisana vokatry ny savorovoro miseho amin’izao fotoana izao ireo mpanao asa tanana mi­ahy tena, indrindra ny eto Anta­nanarivo. Anisan’izany ireo mpanao volo sy mikoja ny endrika amam-bika. Nihena ny vola […]

TARATRY ny KANTO

Niverina an-tsehatra i Hantatiana. Hafaliana ny an’ireo mpankafy azy, satria dia nandray anjara tamin’ny fanamarihana ny faha-15 taonan’ny FPM Vatofehizoro tany Paris izy, ny faran’ny herinandro teo. Niray sehatra tamin’ny Kerobima Ankatso Monde, God’Swing ary Mandresy izy, nandritra izany. Porofo io fa mandroso fahasalamana i Hantatiana, na dia mbola sahirankirana […]

Fandriampahalemana : Hisy fifaninanana ara-javakanto ho an’ny tanora

Ny zon’olombelona no fo­totra tokony hananganana ny fandriampahalemana. Manodidina izany indrindra ny lohahevitra tiana hasongadina amin’ilay fifaninanana ara-javakanto ho an’ireo tanora 18 hatramin’ny 30 taona. Tafiditra anatin’ny tetikasa « Rary Aro Mada » izy ity. Mety avokoa na asa soratra na « podcast » na kanto hafa maneho ny lo­hahevitra no halefan’ireo tanora hifaninana. […]