Taratra

Holafitry ny fahasalamana: Manahy ny fikoron­tanan’ny rafitra

Namoaka fanambarana ireo Holafitry ny fahasalamana. Nahagaga azy ireo ny nanovan’ny minisiteran’ny Fahasalamana ny fomba fifidianana amin’ny alalan’ny lisitra ny filankevitra. Ny olona tsirairay no mirotsaka hofidina hatramin’izay mba hisian’ny hevitra samihafa, araka ny nambaran’izy ireo. “Filankevitra no mitondra fa tsy ny fitaleavana koa mangataka izahay ny hiaraha-midinika ny momba […]

INDRAY MIJERY

Ao anatin’ny hafanana tanteraka isika izao, fotoana mampirongatra ny moka. Matoria anaty lay misy odimoka isaky ny alina ary mandavantaona ho fiarovana amin’ny kaikitry ny moka mitondra tazo. Ho fikojakojana ny lay, sasao ao anaty koveta amin’ny savony vaingany rehefa maloto ny lay, atapy amin’ny maloka, zairo raha misy rovitra […]

Masoivoho japoney-Unicef: nijery ny asa vita teny ifotony

Nanatanteraka fidinana ifotony any amin’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany, atsimo atsinanan’ny Nosy, miaraka ny masoivoho japoney sy ny solontena maharitry ny Unicef eto Madagasikara. Nandritra ny hateloana izany ka nifarana omaly. Anisan’ny mpamatsy vola ny Unicef eto Madagasikara ny firenena japoney. Ny taona 2023, nanome fanampiana ara-bola mitentina 1,7 tapitrisa […]

Hiara-hiasa amin’ny Ohada: Nitsangana ny Ivontoeram-pikarohana momba ny lalàna

Nampahafantarina omaly, teny Antani­mena, ny fitsanganan’ny ivontoeram-pikarohana momba ny lalàna (CRJ). Ani­san’ny hisitraka voalohany ny vokatry ny asam-pikarohana ny mpianatra lalàna. Nomarihina omaly, teny Antanimena, ny fitsanganan’ny Centre de recherche juridique (CRJ) de Madagascar. Ivontoerana hanao fikarohana momba ny lalàna. Tsy mi­ankina amin’ny Oniversite na toeram-pampianarana fa mahaleo tena tanteraka […]

TARATRY ny KANTO

“Noelin’ny Fitia”, eny amin’ny Kianja Masoandro. Haresaka Anatirova, manomboka anio ka hatramin’ny 24 desambra izao. Hisy seho miavaka isaky ny hariva manomboka amin’ny 7 ora, izay hifandimbiasan’ireo tarika mpanao hira fiderana. “Hiara-hiombom-po hankalaza ny Noely ao anatin’ny fitiavana sy fifampizarana” ny lohahevitra hovoizina mandritra izany. Mila maka tapakila mialoha ireo […]