Taratra

Fantina sy fintina

Ratovomalala Mamy Roger no voatendry ho ambasadaoron’i Madagasikara any Royame-Uni, Grande-Bretange, araka ny filankevitry ny minisitra notarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina Michaël, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny faran’ny herinandro teo. Anjaran’ny Ceni ny mampiseho ny fahaiza-manaony amin’ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha […]

Fanao politika

Tsy mitsahatra ny fitakiana etsy sy eroa ny tokony handravana ny Antenimierampirenena. Misy mitompo teny fantatra fa tsy maintsy ravana, hono. Izay hisy fahamarinan-toerana na filaminana politika, fitoniana politika… Tsy manana foto-kevitra na ideolojia mazava sy iainana itondrana ny raharaham-pirenena araka izay tandrify azy sy anjarany amin’ny maha solontenam-bahoaka azy […]

Ravalomanana Marc – lisi-pifidianana: miantso ny vahoaka hisoratra anarana

“Mitaona sy miantso ny vahoaka malagasy tsy ankanavaka aho mba handray andraikitra tandridy azy avy amin’ny fisoratana anarana amin’ny lisitry ny mpifidy.” Io ny kabarin’ny filoha teo aloha sady filoha nasionalin’ny antoko Tim, Ravalomanana Marc, teny Bel’Air Ampandrana, afakomaly. Tsy maintsy atao dieny izao ny fisoratana anarana amin’ny lisitry ny […]

Filohan’ny Fanavaozana: “Anaovako fanaraha-maso izay nampanantenaiko”

Nitokana ny seranan-tsambon’i Mahajanga ny filohan’ny Fanavaozana, afakomaly. Nambarany nandritra izany fa hanara-maso ireo zavatra nampanantenainy izy. “Hanaovako fanara­ha-maso ny zavatra izay nampanantenaiko, rehefa tonga aho.” Io ny kabarin’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, tany Mahajanga, afakomaly, nitokana ny fahavitan’ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Maha-janga. Ny tsy maintsy hamita ny […]

Tselatra

Voasambotry ny polisy tao amin’ny banky iray tany Tsianolondroa Fianarantsoa, ny 25 aogositra 2026, ny lehilahy iray 49 taona. Tratra nisoloky amin’ny alalan’ny internet, nisandoka niditra tamin’ny kaonty banky ary tratra nanodinkodim-bola izy io.Nentina eo anivon’ny Sampandraharaham-paritry ny polisy ekonomika Matsiatra Ambony izy. Lehilahy iray mpivarotra rongony any Soama­ha­manina, Tsiroanomandidy, […]