Politika

Fifidianana ben’ny Tanàna : misongadina ny antoko lehibe

Hifarana anio ny fampielezan-kevitra mahakasika ny fifidianana izay ho ben’ny Tanàna. Nisafidy ny nanao faradoboka, omaly, ny ankamaroany. Misongadina ny antoko lehibe, toy ny Irmar. Namaramparana ny fampielezan-keviny avokoa, omaly, ny kandidà ho ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina manerana an’i Mada­gasikara. Ho an’ny eto Anta­na­na­rivo Renivohitra, nisy ny diabe namakivaky tanàna […]

FANTINA sy FINTINA

“Zotram-pifidianana tsara omana, azo antoka, andraisan’ny rehetra anjara, antoky ny fitoniana sy ny filaminana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Dama Arséne, omaly, nandritra ny lahateniny ho an’ny olom-pirenena sy ny mpifidy. Notsindriny tao anatin’izany ihany koa ny fahavononan’ny Ceni amin’ny fanatanterahana ny andraikitra manandrify azy ao anatin’izao zotram-pifidianana izao. Miisa 68 […]

Ralison Roger: “Manome vahana ny kandidà hafa ny mpanohitra”

“Mampalahelo ny fanaovana politika eto Madagasikara. Satria tokony ho hery hitambatra sy hifanampy ary hifanohana hilaza hoe: rehefa tsy hifidy anay ianareo dia fidio ny namanay hafa mpanohitra”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha mpanorina ny antoko Parti Républicain de Mada­gascar (PRM), Ralison Roger. Manoloana ny fizotran’ny fampielezan-kevitra, indrindra eto Antananarivo […]

Fiaraha-miasa amin’ny any ivelany : hanampy amin’ny fanatanterahana izay laharam-pahamehana i Chine

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny fitondram-panjakana amin’ny any ivelany. Tanjona ao amin’izany ny fanatanterahana ireo tetikasa laharam-pahamehana entina mamaha ny olan’ny mponina. Nisy ny fihaonana manokana teo amin’ny filoha Rajoelina Andry sy i Shen Xiaoming, Secrétaire du Comité du PCCC ho an’ny faritr’i Hunan, ao Chine, oma­ly, teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra. […]

FANTINA sy FINTINA

Nifarana omaly, tao amin’ny fiangonana Cathédrale Maria Manjaka Namahora Morondava, ny fihaonamben’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) andiany faha-46. Tonga niatrika izany fivoriana izany avokoa ireo tomponandraikitry ny FFKM avy amin’ny faritra 23. Ny anjara toerana sy ny toerana tokony hisy ny FFKM manoloana ny zava-misy ankehitriny no tena […]