Tanterahina anio sy rahampitso, any Cote d’Ivoire, ny fivoriambe fananganana ny Vondron’ireo Antenimierandoholona aty Afrika. Loholona avy amin’ny firenena afrikanina maro no miatrika izany. Anisan’ izany ny Jly Ravalomanana Richard, amin’ny maha filohan’ Antenimierandoholona azy. Tanjona ao anatin’izany ny fanamafisana ny diplomasia parlemantera. Sehatra iray hahafahan’ireo Loholona, avy amin’ny firenena […]
Politika
Fiaraha-miasa: manohana ny fampandrosoana eny ifotony ny repoblika federalin’i Alemaina
Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, omaly, ny ambasadaoron’i Alemaina, i Olivier Knoerich. Voaresaka ny hanamafisana ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta. Teo koa ny fifampiresahana momba ny fitsinjaram-pahefana. Anisan’ny mavitrika amin’ ny fanohanana ny tetikasa eo amin’ny […]
Razanatoandro Solofoniaina : “Ny vola no manjaka amin’ny fanaovana politika amin’izao”
Aiza ho aiza ny ny antoko politika sy ny fanaovana politika amin’izao? Eny, na amin’ny fiatrehana fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna ihany aza, ohatra. Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny AKFM, eo anivon’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar), Razanatoandro Solofoniaina: “Ny vola no manjaka amin’ny fanaovana […]
FANTINA sy FINTINA
Nanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy parlemanta ny fihaonan’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Andriamananoro Augustin, sy ny delegasion’ny tale lefitra misahana an’i Afrika “Australe” sy ny minisiteran’i Eoropa miaraka amin’ny ranomasimbe Indianina ary ny masoivohon’i Frantsa, i Alexandre Olmedo, omaly, teny Tsimbazaza. Niaraha-nijery ny ho avin’ny Frankofonia. Nahitsy ny fanehoan-kevitry […]
Fifidianana kaominaly – ben’ny tanàna: 327 amin’ny 5 389 ny vehivavy kandidà
“Amin’ireo 5 389 kandidà ho ben’ny Tanàna, 5 062 ny lehilahy ary 327 ny vehivavy. Toy izao kosa ny salan-taonan’ ireo kandidà ho ben’ny Tanàna: 667 no 21 ka hatramin’ ny 35 taona, 2 172 no 36 ka hatramin’ny 50 taona, ary 2 550 no mihoatra ny 50 taona.” Io no […]




