Nahatratra 26 ireo tranga fanondranana harena voajanahary hitan’ny Alliance Voahary Gasy teto amin’ny Nosy, tamin’ity taona ity, raha ny fampahafantarana nataon’izy ireo niaraka tamin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana etsy Andrainarivo, omaly. Manodidina ny 5 383 mahery ny sokatra nahondrana tsy ara-dalàna, 48 gidro ary 100 ihany koa ny Baobab nains miala […]
Politika
Minisitra Andonirina : “Hampiharina ny lalàna”
Niharan’ny herisetra miisa telo ireo mpianala, tao anatin’ny roa volana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD), Andonirina Max Fontaine, omaly. ”Tsy eken’ny fanjakana mihitsy izany ary tsy maintsy ampiharina ny lalàna manoloana izany”, hoy izy. Nambarany fa efa mandeha koa ny fanadihadiana momba ny […]
Jeneraly Ravalomanana Richard : “Vonona hatrany hijery ny mahasoa ny vahoaka izahay”
Nasongadin’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny fiahian’izy ireo ny eny ifotony. “Ny Antenimierandoholona dia vonona hatrany hiresaka sy hihaino ary hijery izay soa ho an’ny vahoaka amin’ny alalan’ny fiahiana ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana sy ny fanaovana tolo-dalàna”, hoy ny kabary famaranan’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard, ny fivoriana […]
FANTINA sy FINTINA
Nitsodrano ireo tanora hisolo tena antsika amin’ny «Parlement francophone des jeunes » ny filohan’ny Antenimierampirenena mpisolo toerana, Rabenirina Jean Jacques, omaly, teny Tsimbazaza. Anisan’ izany i Mitsinjolavitra Lalaina sy Solofohanitra Jaspierre. Hihazo ny any Canada ny 3 jolay izao. Tsiahivina fa nifarana omaly koa ny fe-potoam-piasan’ireo depiote. Miova mpitantana ny […]
Fifidianana ben’ny Tanàna : ho 5 tapitrisa Ar ny anto-bolan’ny kandidà
Efa ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina indray izao ny eo anivon’ny Ceni. Nambaran’ny mpampakateny, i Soava Andriamarotafika, fa miasa tsy an-kiato izy ireo na vita aza ny fifidianana depiote farany teo iny. Hivory ho fanomanana ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsaina izy ireo amin’ity herinandro […]




