Politika

Antoko TGV : “Tsy ekena ny fanakorontanana”

“Tsy ekena ny fanakorontanana. Izao ny antony: na inona na inona zava-mitranga na sa­natria na misy korontana eto, hiakatra ny vidim-piainana avy eo. Ho zakantsika ve izany? Efa tsy tia korontana ny ankamaroan’ny olona”, hoy ny sekretera nasionalin’ny antoko TGV sady governoran’ny faritra Ana­lamanga, Rasoamaro­maka Hery, manoloana ny fijoroan’ny vondrona […]

Minisitra Pierre Holder : “Atrehina ny vahoaka sahirana”

“Ny mamolavola tetikasa vaovao tsy mbola nifanarahana sy tsy mbola nisy resaka no tsy atao, fa hiroso amin’ny fiatrehana ny vahoaka sahirana amin’izao fotoana izao”, hoy ny mpitondra tenin’ny governemanta sady minisitry ny Fa­najariana ny tany, Ramaholi­masy Pierre Holder, manoloana ny resabe momba ny kabarin’ny filohan’ny Repoblika tany Vatomandry hoe […]

Fahataperan’ny fe-potoam-piasana: manjavozavo ny momba ny fifidianana ben’ny Tanàna

Sahiran-kevitra ny mpikarakara. Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni ny herinandro teo, tetsy Alarobia fa mbola iadian-kevitra ny momba ny fifidianana ben’ny Tanàna. Efa ho tapitra ny fepo­toam-piasan’ireo ben’ny Tanàna, amin’izao fotoana izao. Niaiky ny eo anivon’ny Ceni fa tsy mbola voafaritra ny tetiandro hanaovana fifidianana eny anivon’ny kaominina. Efa mandeha ny […]

Jeneraly Tsaranazy Jean-Emile : “Hanaovana fampielezan-kevitra ny sosialim-bahoaka”

Tsy nitsitsy fitenenana. “Navadiky ny mpikamban’ny governemanta hanaovana ny sosialim-bahoaka, ary hanaovana fampielezan-kevitra eny an-toerana izany ny volam-panjakana natokana ho an’ny fotodrafitrasa”, hoy ny mi­nisitry ny Asa vaventy teo aloha, ny jeneraly Tsaranazy Jean-Emile, momba ny kabarin’ny filohan’ny Repoblika tamin’ny fanombohan’ny taom-pambolen-kazo tany Ilaka Atsinanana, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’izany […]

Ceni : “Tsy maintsy hita ny vola hanaovana fifidianana”

Namaly ireo mety ho ahiahy sy fanakianana azy ny eo anivon’ny Ceni. Nambaran’izy ireo tamin’izany ny ho enti-manana hanatanterahana ny fifidianana. “Tsy maintsy hatao ny fomba rehetra hahitana ny tetibola hanaovana io fifidianana io. Tsy hoe manana tetibola ny Ceni, fa tsy maintsy mitady amin’ny fitondram-panjakana sy ny mpiara-miombon’antoka vonona […]