Politika

Ceni : “Mila miomana ny mpirotsaka hofidina”

“Entanina ny kandidà hiomana avy hatrany. Tsy hiandry ny fotoana farany hahazoana mameno na manao fanitsiana, raha misy tokony hanaovana izany”, hoy ny mpampaka-tenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, ny amin’ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina amin’ny fifidianana kaominaly. Tsiahivina fa atao dika efatra mitovy ny dosie ilaina ho an’ny lisitra kandidà. […]

Tokely Justin : “Vonona hiady amin’ny kolikoly ny depiote”

Nanao fanambaram-pananana ny solombavambahoaka, omaly. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimerampirenena, i Tokely Justin. “Zava-dehibe ny fanaovana fanambaram-pananana, hanaporofoana fa vonona hiady amin’ny kolikoly ary tsy hanao izany kolikoly izany ny solombavambahoaka”, hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena, i Tokely Justin, teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm­panorenana (HCC), Am­bohidahy, omaly, tamin’ny fametrahan’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nanome voninahitra ny lanonam-pianianan’ny filohan’i Rwanda, Paul Kagame, ny filoha Rajoelina Andry mivady, ny herinandro teo. Voafidy faninefany hitondra an’ity firenena ity i Kagame. Manamafy orina hatrany ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta sy ny firaisankina eo amin’ny samy afrikanina izao imasoan’ny filoha Rajoelina izao. Nodimandry omaly, tetsy amin’ny […]

Praiminisitra Ntsay Christian : «Tsy zava-baovao ny fandaharanasa fanatanterahana ny PGE»

“Narafitra sy nodinihina teo anivon’ny filankevitry ny minisitra tamin’ny janoary 2024 ny PGE. Tamin’ny fe­broary 2024 no nanolorana teo anivon’ny filankevitry ny governemanta ny fandaharanasa fanatanterahana izany”, hoy ny fanazavan’ny Praimi­nisitra Ntsay Christian nanolorana ny fandaharanasa fa­natanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) tamin’ny Antenimierandoho­lona, Anosikely, omaly. Ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana, jona […]

Faha-5 taonan’ny RMDM: «Hitohy amin’ny fanavotam-pirenena ny tolona»

Nanamarika ny faha-5 taona nijoroany ny RMDM. Tsy nitsitsy fitenenana izy ireo manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny. Nahitsy ireo nandaha-teny tetsy Bel Air, manoloana ny mpitondra, tamin’ny fanamarihana ny faha-5 taonan’ny RMDM. Nambaran’ny mpitarika, ny pasitera Tsarahame Edouard, fa tsy mba mihaino ny mpitondra ka tsy mahagaga raha niafara amin’izao misy […]