Nihemotra laharana valo i Madagasikara amin’ny ady amin’ny kolikoly, araka ny tatitry ny Transparency international faha-31, ny fiandohan’ny herinandro teo, momba ny tondro andrefesana ny kolikoly, taona 2025. Laharana 148 amin’ny firenena 182 i Madagasikara tamin’ny 2025, amin’ny isa 25 amin’ny 100 na 25/100. Nefa tamin’ny taona 2024, 26/100 no […]
Politika
Fiainam-pikambanana ! Hampandroso an’i Vohemar ny Fizaih
Nifamotoana teny Andohan’i Mandroseza, ny Fikambanan’ny zanak’Iharanan (Fizaih), Vohemar, ny alatsinain’ny Pantekoty teo. Efa fanaon’izy ireo isak’io fotoana io izany fihaonambe izany. Nambaran’ny filohan’ny fikambanana, i Tohizara Gentiano Paul, tamin’izany, fa tanjona ny hijerena ny fampandrosoana ny faritra nihaviana, any Vohemar. Fotoana koa io ifankahitan’ireo zanaka am-pielezan’iny faritra iny sy […]
FANTINA sy FINTINA
Hopotsirina sy hofantarina mandritra ny fikaonandoha savaranonando eny amin’ ny CCI Ivato, anio, avokoa ireo lesoka sy ny tsara ho fantatra rehetra teo anivon’ny Ceni, araka ny nambaran’ny filohany, Rakotonarivo Thierry. Miisa valo ireo lohahevitra hodinihina, handraisan’ireo mpisehatra rehetra amin’ ny fifidianana anjara. Norasin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, N’Diaye Alice, teny […]
Kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy handroso raha tsy miverina an-doharano”
“Miverina an-doharano isika, raha te handroso”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, nitsidika tany Mahajanga, nandritra ny roa andro, tamin’ny fiandohan’ny herinandro. Nampirisika ny mpiasam-panjakana hanao fitafy malagasy izy amin’ny fankalazana ny 26 jona. Mba havela ny “costard”. Nisy ny fitokanana fotodrafitrasa vitsivitsy ao amin’ny […]
Antenimierampirenena : Misy miketrika ny hanolo ny solontenany ao amin’ny HCC
Namoaka fanambarana ireo mpitsara avo eo anivon’ny HCC, i Noelison William sy Rasolo Nandrasana Georges Merlin. Toherin’izy ireo marindrano ny fanapahan-kevitry ny Antenimierampirenena amin’ny hanoloana ireo solontenan’i Tsimbazaza etsy Ambohidahy. Miketrika ny hanolo ny solontenany eo anivon’ ny HCC ny ao amin’ ny Antenimierampirenena amin’ ity anio ity, raha tsy […]




