Politika

Fiahiana sosialy: manana tolotra ara-pahasalamana maro ny Afafi

Nampahafantatra ny tolotra ara-pahasalamana eo aminy, ny eo anivon’ny Antoka ho an’ny fahasalaman’ny fianakaviana (Afafi), omaly, tetsy Anosy. Manakaiky vahoaka izy ireo amin’izany. “Tsy mitady tombony izahay fa ma­namora ny fa­ha­zoan’ny fianakaviana marefo ny fitsaboana lavorary. Mi­ezaka mampihena ny sakana eo amin’ny vola, saina sy sosialy amin’ny fitsaboana”, hoy ny […]

BNGRC – Betroka: “Tsy voamarina ny fisian’ny maty”

Nitondra valin-kafatra. nanao fanambarana, omaly, ny eo anivon’ny BNGRC, amin’ny alalan’ny tale jeneraliny, ny Jly Andriakaja Elack Olivier. «Tsy voamarina ny filazana fahafatesan’olona noho ny hanoanana», hoy izy. Tsy mitombina hatreto ny filazan’ny depiote voafidy any an-toerana, Randrianasolo Nicolas fa efa mihinana ny tsy fihinana ny mponina any an-toerana ka […]

Hetsika amin’ny fety: manao “Bazar de Noël” ny Fondation Céline et Didier

Manohy ny hetsika sy ny asan’ny Fondation Céline et Didier amin’izao herintaona nitsanganany izao ireo tara­nany. Mikarakara hetsika “Bazar de Noël” izy ireo, nanomboka, omaly hatramin’ny 24 desambra izao, etsy amin’ny Cercle Franco-Mala­gasy, Anosy izany. Ahitana tranoheva miisa 30 izany ary misy ireo kojakoja samihafa, ilaina amin’izao fety izao. Tsiahivina […]