Nanao fanambarana ireo tanora sy vehivavy miara-dia amin’ireo kandidà 11 fa tokony hiaraka hijery ny hoavy ary hanohana ny hetsika iarahana. “Sahia mijoro isika tanora sy fikambanam-behivavy ary hamafiso ny fiaraha-mientana, efa misy eo amintsika. Miandrandra antsika i Madagasikara”, hoy izy ireo. Nohitsin’izy ireo fa mahazo laka ny tsy fanarahan-dalàna, […]
Politika
Raharaham-pifidianana: Manome toky ny Praiminisitra Ntsay Christian
Nanome toky ny Malagasy ny Praiminisitra Ntsay Christian fa hisy ny fifidianana. Mitotaly 63 miliara Ar ny vola hanaovana izany. Hisy tokoa ny fifidianana filoham-pirenena izay hatao eto amintsika ny 9 novambra ho avy izao. Araka ny fanambarana nataon’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta ifarimbonana, Ntsay Christian, omaly. Efa misy vola mitentina […]
Fiatrehana ny fifidianana: hampiantso ireo kandidà ny Ceni
Hiverina hihaona sy hampiantso ireo kandidà na ny solontenany, miaraka amin’ireo mpiantsehatra hafa momba ny fifidianana, toy ny fiarahamonim-pirenena indray ny Ceni, ny zoma izao. Hanaovana tombana ny vita fa eo koa ny fampahafantarana ireo fepetra samihafa, araka ny nambaran’ny filoha lefitry ny Ceni, Andriamalazaray Ando, teny Alarobia. “Aiza ho […]
Governoran’ny faritra Analamanga : “Olana izany fiaraha-mitantana izany”
“Hahasoa antsika ve izany Tetezamita izany? Tsy ho azo amin’izany ny mpamatsy vola. Hihemotra indray ireo hoe hanampy an’i Madagasikara. Izay no olana amin’ny fiaraha-mitantana, satria tsy manaraka ny Lalàmpanorenana”. Io ny fanehoan-kevitry ny sekretera nasionalin’ny antoko TGV sady governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, teny Ivato, afakomaly, manoloana ny fiatrehana […]
Ravalitera Jacques Michaël. : “Aleo hifidy ny vahoaka fa aza korontanina”
Mafanafana ny toe-draharaha politika amin’izao. Na izany aza, aleo hifidy ny vahoaka fa aza korontanina, raha ny fijerin’ny mpanolotsain’ny Ceni, Ravalitera Jacques Michaël. Fanehoan-kevitra… “Aza ivoizana lainga ny vahoaka, fa manjary manakorontan-tsaina. Aleo ny vahoaka hiatrika fifidianana. Aza mifidy fotsiny rehefa tsy mety amin’ny tena izay, fa aza korontanina ny […]




