Aiza ho aiza ny hoe sosialim-bahoaka amin’izao zotram-pifidianana izao? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina izay minisitry ny Fanabezanam-pirenena teo aloha, Rabary Paul: “Efa tena latsaka lalina ny firenena matoa resahina ny sosialim-bahoaka” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny mpanohitra amin’izao zotram-pifidianana izao? Rabary Paul (-): Toy ny eo […]
Politika
«Direction des combattants nationalistes» : miahy ireo bekotro maroholatra niady ho an’ny fahafahana
Rafitra iray eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, ny Fitaleavana ireo mpiady tia tanindrazana na ny (DCN), etsy Analakely. Mpiahy ireo bekotro maroholatra niady ho an’ny fahafahana ary mikolokolo ireo vakoka mitahiry izany ity fitaleavana iray ity. Naorina taorian’ny tsirin-kevitra avy amin’Itompokovavy Gisèle Rabesahala, minisitry ny Kolontsaina tamin’ izany fotoana izany ny […]
KMSI : “Hojerena ny iraisana amin’ny fikaonandoham-pirenena”
“Efa miteny an’io fikaonandoham-pirenena io avokoa ny rehetra, fa inona no iraisana aorian’izao zava-mitranga rehetra izao?” hoy ny mpitarika ny Komity miaro ny soa iombonana (KMSI) sady eo anivon’ny vondrona Panorama, Randrianirina Jean-Ignace. Misy ny fanantenana fa efa latsaka an-katerena ny firenena. Mbola misy olon-kendry ireo. Ireo raiamandrenim-piangonana. Angatahin’ny KMSI […]
Minisitra R. Landy : “Hanakaiky vahoaka ny fitsarana”
Nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy tamin’ny fanokafana ny atrikasa momba ny serasera, tetsy Tsaralalàna fa manana tamberin’ andraikitra amin’ny vahoaka ny fitsarana. “Tokony hanao fanambarana mazava sy mangarahara momba ireo raharaham-pitsarana sy ireo didy mivoaka isika. Ao anatin’ny ezaka hanatrarana ny tanjona fitsarana manakaiky vahoaka sy azo itokisana izany”, […]
Fiainam-pikambanana Mandritsara : tsy manaiky hatao fitaovana politika ny Fizama
Nifampiarahaba noho ny taona vaovao teny Itaosy ny Fikambanan’ny zanak’i Mandritsara, ny faran’ny herinandro teo. Hentitra ny lahatenin’ny filoham-boninahitra, Navony Pierre Lenoble tamin’izany. “Aoka tsy hanaiky hatao fitaovana politika isika zanak’i Sofia. Aza manaiky hosaraham-bazana sy ampiadiana”, hoy izy. Nanamafy izany ny filohan’ny Fizama, Tsiarovana Bergès Angelino ka nilaza fa […]




