“Manambara ampahibemaso aho fa ny tetibola izay tokony handraisana mpirakidraharaha fitsarana, tsy foana akory fa nahemotra noho ny antony fandaminana”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Rakotozafy François, momba ny fifaninanana handraisana mpirakidraharaha fitsarana amin’ity taona ity. Tamin’ny telo taona nisian’ny fifaninanana farany, natao foibem-panadinana tokana teto Antananarivo izany. Nahatsapana ny […]
Politika
ONG Tolotsoa: « Tsy mazoto amin’ny fanisana mpifidy ny vaomiera ifotony »
“Tsy mazoto ny mpikambana ao amin’ny Vaomiera ifotony misahana ny fanisana mpifidy (CLRE), raha ny resaka nifanaovana tamin-dry zareo. Raha ny tamin’ny telo volana, oktobra-novambra-desambra, ohatra: 65 000 Ar no vola azon-dry zareo. Koa tsy mampahavitrika azy ireo intsony ny hanohy ny asa, raha izay tambiny azon-dry zareo izay.” Io no […]
Lalàm-pifidianana: mitaky fanovana hatrany ny RMDM
“Takintsika hatrany ny fanovana sy fanatsarana ny lalàm-pifidianana”, hoy ny filohan’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara (RMDM), Ravalomanana Marc, tamin’ ny kabary fidirana politika teny Faravohitra, omaly. Tena tsy hanaiky lembenana intsony ry zareo amin’ireo rafitra sy mpikamban amin’ny fikirakirana fifidianana. Efa nitaky ny hisian’ny fiaraha-midinika eo amin’ny […]
Ceni momba ny fanatanterahana fifidianana : « Manan-jo hahazo tantsoroka avy any ivelany isika »
Misy ihany ve vola hanatanterahana fifidianana? Tsy iandrasana ny any ivelany… Na izany aza, manan-jo hahazo tantsoroka avy any ivelany i Madagasikara, raha ny fanazavan’ny eo anivon’ny Ceni. “Raharahantsika Malagasy ny fifidianana, ka isika no mandray an-tanana azy. Ny avy any ampita, araka izay maha mpiara-miombon’antoka azy izay: fanaovana tantsoroka […]
Pasitera Mailhol : mampisalasala ny hisian’ny fifidianana
“Raha jerena ny zava-misy sy ny famakafakana politika eto amin’ny firenena, tsy mampino ny hisian’ny fifidianana amin’ity taona ity” hoy i Pasitera Mailhol. Voalohany, nisalasala ny filohan’ny CENI tamin’ny volana Novambra mikasika ny tsy fahampian’ny vola hanaovana ny fifidianana. Faharoa, sivy volana aty aloha, mbola tsy nanambara ofisialy mikasika ny […]




