Lehilahy iray no maty nodoran’ny mpianatra velona, omaly. Voalaza fa saika hanendaka sy handroba niaraka tamin’ny basy vita gasy, tanatin’ny faritry ny oniversite izy. Raikitra ny tabataba. Nahoraka tao amin’ny “campus” Maninday-Toliara omaly tokony ho tamin’ny 01 ora maraina teo. Lehilahy iray no niharan’ny fitsaram-bahoaka rehefa saika hanendaka mpianatra tao […]
Songadina
50 taona aty aoriana: velona lalandava ny tarika Mahaleo
Nanohana an’i Dama sy Bekoto ny taranaky ny tarika. Tafiditra tany am-pon’ny mpankafy sy tena niainan’izy ireo ny tononkira sy ny hafatra nandritra ny fampisehoana. 50 taona! Mbola mitohy ny revy Mahaleo eto Madagasikara. Tsy lefy laza ny tarika na dia roa aza sisa ny tavela hatramin’izao. “Ny vatan-tenanay no […]
Filoha teo aloha Rajaonarimampianina : “Tonga aho hifampiresaka sy hifampihaino”
Nigadona teny Ivato ny asabotsy teo ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery. Notsiahiviny tetsy amin’ny foiben-toeran’ny HVM, tetsy Andraharo, tamin’ny lahateniny fa nanaja ny sata Repoblikanina sy ny fenitra demokratika ny tenany raha niala teto an-tanindrazana, tany amin’ny efa-taona lasa. Navela hiasa an-kalalahana ny mpandimby ka ho tompon’andraikitra amin’ny miseho […]
Filoha Rajoelina tany Mahajanga: “Aoka isika tsy ho voazarazara na hifanary”
Nitohy tany Mahajanga, rehefa avy nandalo tao Ambato Boeny ny fidinana ifotony nataon’ny filoha Rajoelina Andry ny faran’ny herinandro teo. Nambarany nanoloana ny vahoaka sy ireo ben’ny Tanàna fa tsy misy hahatohitra ny fampandrosoana rehefa miray hina sy miray fo. “Aoka tsy hanaiky ho zarazaraina. Miaraka, miray fo aminareo izahay […]
Jery taratra…Mila mijery lavitra amin’izay atao
Nambaran’ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana sady minisitry ny Fiarovam-pirenena fa tsy miova ny fanapahan-kevitr’i Madagasikara. Toy ireo firenena tsy miandany amin’ny atsy na ny aroa, manoloana ny ady any Ukraine amin’izao fotoana izao. Mametraka eo amin’ny ny toerany maha izy azy amin’ny maha Nosy azy i Madagasikara. Nefa Nosy […]