Ny alatsinainy 10 marsa lasa teo no nanomboka ny fandidiana voalohany an’ireo olona manana aretina sy mila izany eny anivon’ny sambo hopitaly Afrika Mercy Ships, raha toa ka efa ny alakamisy teo no nanaovana ny lanonana ofisialy mahakasika ny fandaharanasan’ny sambo mpandidy. Niverina ary miantsona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina indray […]
Songadina
Ramarolahy Marvross: “Azo baikoina avokoa ny karazana alika rehetra”
Anisan’ireo biby tsy mifankafoy amin’ny olombelona ny alika. Maro karazana izy ireo eto Madagasikara. Maro ny tsy mahafantatra fa azo atao tsara ny mibaiko sy mifehy azy ireny. Biby miavaka eny amin’ny fiarahamonina ny alika. Nisy ny fanadihadiana natao omaly, teny Ambohijatovo, tamin-dRafenomiarintsoa Mavross Ramarolahy, mpibaiko alika na Maître chien. […]
Fandrantoana fianarana any ivelany: Be mpisafidy ny mankany France sy Canada ary Etats-Unis
Ny vehivavy no tena tia mandranto fianarana any ivelan’i Madagasikara. Mahasarika ny ankamaroan’ny tanora ny mandeha any France, Canada ary Etats-Unis. Mahasarika ankizy sy tanora malagasy maro ny manohy fianarana any ivelan’ny Nosy, raha ny fanadihadiana natao. Nofinofin’izy ireo hatrany kosa ny handrato fianarana any ivelany noho ny eto Madagasikara. […]
Tsy fandriampahalemana : Mirongatra ny tsatoka antsy ao Toamasina
Tsy andro mazava, tsy andro alina, andrenesana tsy fandriampahalemana isan’andro ny eto amin’ny faritanin’i Toamasina. Somary niova ny endrika hisehoany. Raha ny fanafihana mitam-piadiana no nalaza teo aloha, niova ho asa fandrobana sy fandratrana olona ankitsirano fotsiny izany ankehitriny. Ny tsatoka antsy indray izao no fanaon’ ireo jiolahy sy/na ny ankizy […]
fahaizana mifampiresaka: « Manasitrana sy mandratra ny teny aloaky ny vava», hoy ny psychologue
Ilaina ary tena zava-dehibe eo amin’ny fahasalamana na tsia ho an’ny olona ny fahaizana mifampiresaka. Maro ny olona sitrana noho izany, misy kosa ireo marary ka ilaina ny fahaizana mandrindra izany. Manan-danja be ny teny eo amin’ny olombelona sy ny fiarahamonina tsirairay avy. Amin’ny ankapobeny, mandratra ny ankamaroan’ny olona izy […]