Zava-dehibe amin’ny fidirana amin’ny sehatry ny fandraharahana ny fahaizana misafidy ny filan’ny mpanjifa. Antoka iray hahatongavana sy hahatrarana ny tanjona izany. Maro ny olona te hisehatra amin’ny fandraharahana eto Madagasikara. Betsaka nefa no miverin-dalana noho ny tsy fahaizana mitantana sy tsy fahafehezana ny fisafidianana ny zavatra ataony. Antony iray mahatonga […]
Songadina
Malagasy ao Maorisy : Nanangana klioba rugby mitondra ny anarana MRM
Maro dia maro ireo Malagasy miasa sy monina any Maorisy. Ho fampiraisana azy ireo sy izay mankafy ny taranja rugby, nanangana klioba Malagasy rugby in Mauritius (MRM) izy ireo. Efa nijoro ara-dalàna izany ny taona 2020. Miray hina ny Malagasy! Hankalaza ny fahadimy taona nijoroany ny klioban’ireo Malagasy mpilalao rugby […]
“Chan 2024” : Mpilalao 29 hiaro ny voninahi-pirenena
Efatra andro eo sisa, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika tsy misy mpilalao milaravinahitra,” Chan 2024 ». Hotontosaina any Kenya, Tanzanie ary Ouganda, ny 2-30 Aogositra ho avy izao, izany. Efa lasa omaly, namonjy an’i Tanzanie, ny Barea A’. Nanainga omaly, tetsy Ivato, hamonjy an’i Tanzanie, ny Barea de Madagascar […]
Lakandranon’i Pangalana : Havokavoky ny toekaren’ny faritra amorontsiraka
Anisan’ny lakandrano lava indrindra eto Madagasikara i Pangalana, izay mampifandray faritra telo, ny faritra Atsinanana, Fitovinany ary Atsimo atsinanana. Mandalo sy mamakivaky distrika miisa 13 izy io raha miisa 51 kosa ny kaominina lalovany. Mahatratra hatramin’ny 470 km ny refiny raha avy eo Manangareza, izay misy ny port Fluvial -Toamasina […]
Ho fampivoarana ny tantsaha …: Fotoana iray ahafahan’ny mpiantsehatra mampiseho ny vokatra ny tsenabe
Ho fampivoarana ny tontolo ambanivohitra sy fampiroboroboana ny famokaran’ireo tantsaha, nisy ny Tsenabe fivoarana izay atao eny Mahitsy, nanomboka omaly ka haharitra telo andro. Mpiantsehatra marobe no tonga mampiranty ny vokatra eny an-toerana. Tanterahina eny amin’ny Kianja Mahitsy ny hetsika «Tsenabe fivoarana», izay karakarain’ny solombavambahoakan’Arivonimamo, Rajerison Antoine. Tonga nanokatra izany […]




