Toe-karena

Tsena Kanadianina: mila tanjaka avy amin’ireo mpandraharaha

Vokatra bio sy tsara kalitao ary mamaly ny fenitra iraisam-pirenena no tokony hiditra eo amin’ny tsena kanadianana. Mitaky fandavantena ho an’ireo Malagasy mpandraharaha hampahomby sy hampaharitra ny fiaraha-miasa izany. Mitaky fandavantena, fanarahana fenitra ary taratasy fanamarinana ny maha bio ny fidirana eo amin’ny tsena kanadianina. Tokony ho hita ao anatin’izay […]

VAOVAO TAMBATRA

Miompana amin’ny fampidirana herinaratra any ambanivohitra ny tetikasa Angovo. Voakasik’izany ny faritra Androy, Anosy, Melaky, Menabe, miampy ny distrikan’i Betioky, Ampanihy ary Toliara II. Misy koa ny tetikasa Ranomafana, mahakasika ny fananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano. Miisa 203 ny tantsaha nisitraka kojakojam-pamokarana any amin’ny kaominina Miandrarivo, distrika Tsiroanomandidy, ny […]

Ambohidratrimo: mitohy ny fanampian’ny fikambanana Zam

Manohana ny mponina amin’ny lafiny fotodrafitrasa ny fikambanana Zanak’ Ambohi­dratrimo Marovatana (Zam), tarihin’ny filohany, Rabary Hery. Anisan’izany ny fanatsarana ny lalankely eny amin’ny fokontany Soamananety na­tao rarivato, mirefy 15 metatra, miampy tetezana hiampitana eny Tsinjohasina, izay natao tsara tokoa. Ankoatra ireo, nisy ny tohana amin’ny lafiny fahasalamana. Nahatratra 119 ny […]

MNP-WCS: Fitantanana maharitra ny alan’ i Makira sy Masoala

Nahazo mpiara-miombon’antoka ny Madagascar National Park sy ny fikambanana Wildlife Conservation Society (WCS), hitantanana maharitra ny alan’i Makira sy Masoala. Nampahafantarina omaly, ny fandaharanasa tohanan’ny Legacy Landscape Fund (LLF) ara-bola, avy amin’ny Fiaraha-miasa alemà (KFW) sy ny Antokon-draharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD). Nitarika ny fotoana ny minisitry ny Tontolo […]