Mpanohana mivantana ny foara « Bazar de Noël » atao etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena, ny 20 hatramin’ny 24 desambra izao, ny orinasa Airtel Madagasikara, karakarain’ny orinasa NComm Agency. Miavaka ity hetsika ity satria misy ny paikady noraisina amin’ ny fomba fanjifana. Ankoatra ny fandoavana lelavola, azo atao ny mividy ny entana na […]
Toe-karena
Fandraharahana ara-bola : Tafatsangana ny paikady hanatsarana ny toekarena
Hifantoka betsaka amin’ny fanabeazana ara-bola sy ny fiarovana ny mpanjifa. Hanatsara ny fidirana sy ny fampiasana ny tolotra ara-bola mifanaraka amin’ny filana. Eo koa ny fanitarana ny tolotra sy ny vokatra ara-bola niomerika ary ny tontolo ara-pitantanana sy ny ara-dalàna. Ireo ny mandrafitra ny paikady nasionaly ho an’ny fandraharahana ara-bola […]
VAOVAO TAMBATRA
Tombanana ho vita mialoha ny vanim-potoan’ny maintany amin’ny taona 2025 ireo tetikasa fanatsarana ny famatsiana rano eto Antananarivo. Tafiditra ao anatin’izany ny tetikasa PAAEP sy ny Jirama Water 3. Dingana hametrahana ireo fotodrafitrasa hamahana ny olan’ny famatsian-drano eto an-dRenivohitra. Tanterahana any Toliara, ny 17 hatramin’ny 19 avrily 2025, ny Fihaonamben’ny […]
Base Toliara: Hisarika mpampiasa vola hafa ny tetikasa
Natao tao an-tampon-tanànan’i Toliara indray ny hetsika fampahafantarana ampahibemaso ny fisokafan’ ny Base Toliara, ny alarobia 18 desambra teo, taorian’ny tany amin’ny kaominina Ankilimalinike. Nohamafisin’ny talen’ny Serasera sy ny fifandraisana amin’ny rafi-panjakana, Mahafaritsy Samuel, fa tohizana ao anatin’ny 14 volana ny asa sosialy, ny fanonerana ara-bola ny tompon-tany sy fasana […]
Madagascar Airlines : Mihena 50% ny saran’ny tapakila
Tafidina hatrany amin’ny 50% ny saran’ny tapakila ho an’ny sidina anatiny ataon’ny Madagascar Airlines amin’ny taona 2025. Tolotra manokana ataony amin’izao ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona izao. « Manan-kery ho an’ireo mividy tapakila hatramin’ny 5 janoary 2025 ity tolotra ity », hoy ny fampitam-baovaon’ny orinasa. Fotoana izao hahafahan’ireo mpandeha manararaotra ny tolotra […]