Toe-karena

Fampandrosoana ny lohamenaka: Mitaky rafitra iombonan’ireo mpisehatra

Mbola ambany ny vidin’ny lohamenaka ao amin’ny faritra Analanjirofo. Nivoitra izany nandritra ny atrikasa nataon’ny Vondron’ny mpandraharaha mpanondrana lohamenaka eto Madagasikara (GEHEM), ny herinandro teo, tany an-toerana. Mbola maro ny fa­nam­by atrehana hampiroboroboana ny lalam-pihariana ao Analanjirofo. Mitotongana ny vidim-bokatra ka mampihena ny fidiram-bolan’ny mpamokatra. Mila hatsaraina ihany koa ny […]

Toliara : Hatao « béton » ny lalana any Sanfil

Manomboka ny asa fanamboaran-dalana, hatao «béton» ny eo amin’ny fiantsonan’ny fiara mpitatitra any Sanfil Toliara. Ao amin’ny lalam-pirenena RN7 ity lalana ity, ka ny ampahan-dalana PK925 hatreo amin’ny PK925+800, izany hoe, mirefy 800 metatra no harenina. Manatanteraka ny asa ny orinasa Samsia Services, tafiditra ao anatin’ny ezaky ny fitondam-panjakana hanatsara […]

SeranaNtsambo Toamasina: Hiakatra avo efatra heny ny fidiram-bolan’ny fanjakana

Tonga teny Antanandava, faritra Port Sec II, any Toamasina ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Andrianavalona Herizo, ny 29 jolay teo. Nambarany fa, « tsy maintsy hirosoana ny fanesorana ny olona, izay marary antsika toy izao, raha tiana ny hampandroso ny firenena ». Nohamafisin’ny minisitra Andrianavaloina Herizo, fa «mikendry […]

Loka Pierre Castel : Nahazo 25 000 euros ny Sakafo Madagasikara

Misehatra amin’ny fanodinana sy varotra fivarotana vokatry ny fambolena voankazo sy legioma ny orinasa Sakafo Madagasikara. Azony ny loka Pierre Castel ho an’ny taona 2026, manohana ny mpandraharaha mitondra fampandrosoana maharitra. Tsy mitsahatra manohana ny orinasa sy ny mpandraharaha malagasy ny orinasa Star. Tafiditra ao anatin’izany ny fifaninanana Loka Pierre […]