Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Atao any Belo sur Mer, ny « Festival Botry Soa Fahitse », ny 21 hatramin’ny 24 aogositra. He­tsika ara-pizahantany sy ara-kolontsaina, hifantoka amin’ny sambokely botry, fampiasan’ny Vezo mpanjono. Hisy ny filaharana amin’ny lakana mampiasa voaly. Eo koa ny fifaninanana ara-kolontsaina sy hetsika ara-panatanjahantena ary fitsidihana ara-pizahantany. Nihaona tamin’ny vondrona parlemantera japoney ny […]

Prix Castel 2025 : Fampiasana ny drônes amin’ny fambolena

Azon-dRakotozoely Andrian­tsitohaina ny voalohany amin’ny fifaninanana Prix Castel, avy amin’ny Tahirim­bola Pierre Castel, ary karakarain’ny orinasa Star. Ny orinasa Techni-drônes Madaga­sikara sy ny tetikasa natsangany, misehatra amin’ny fivarotana drônes sy ireo asa mifanaraka aminy. Nohaza­vain-dRakotonoely Andrian­tsito­haina, fa tafiditra ao anatin’ny ataony ny sehatry ny famokarana, entina hanatsarana ny fambolena, toy […]

Sekoly Vatel : Nifantohana ny fizahantany sy ny fandraisam-bahiny

Nifanakalo hevitra tamin’ny mpianatra sy ny mpampianatra eny amin’ny sekoly ambony Vatel Madagasikara ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Andonirina Max Fontaine, ny 21 aogositra teo. Nifantoka tamin’ny maha zava-dehibe ny fanamafisana ny fampandrosoana maharitra ho lovain-jafy amin’ny alalan’ny fizahantany sy ny sehatry ny fandraisam-bahiny ny […]

Tetikasa Produir : Nohadihadiana ny kalitaon’ny fotaka

Esorina ny fotaka eny amin’ny lakandrano eto Antananarivo. Tsy maintsy misy ny fanadihadiana ara-tsiantifika ny singa ao aminy, mialoha ny hanatobiana azy eny Iarinarivo Ambohidratrimo. Nampahafantarina, oma­ly, ny valin’ny fanadihadiana mahakasika ny fizotry ny asa fanalana ny fotaka amin’ireo lakandrano eto Antananarivo, ataon’ny tetikasa Produir. Nampitahai­na ny karazam-potaka eny amin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihamafy ny delestazy eto an-dRenivohitra, nanomboka tamin’ny herinandro ambony no ho mankaty. Mitaraina ny mpanjifa, satria lazain’ny Jirama fa noho ny tsy fahampian’ny rano any amin’ny tohodranon’Andekaleka no anisan’ny antony. Raha ny toetr’andro anefa, orambe foana tany amin’ny tapany atsinanan’ny Nosy efa nandritra ny tapa-bolana farany teo izao, ary tokony […]