Manohana an’i Madagasikara amin’ny lafiny teknika momba ny fomba fanadihadiana mahakasika ny lalana sy ny tetezana ny fiaraha-miasa japoney Jica. Misy ny vaomiera iombonan’ny roa tonta natsangana. Natao omaly 5 marsa 2024, teto Antananarivo, ny fivorian’ny Vaomiera iombonana mpandrindra ny asa (CCC) ao anatin’ny Tetikasa ho fampandrosoana ny fitantanana ny […]
Toe-karena
Madagasikara-Torkia: maherin’ny 200 tapitrisa dolara ny fifanakalozana ara-barotra
Nahomby ny fiaraha-miasa. Mitentina hatrany amin’ny 202 tapitrisa dolara ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Madagasikara sy Torkia nandritra ny taona 2023, raha toa ka 102 tapitrisa dolara izany ny taona 2022. Manodidina 11,168 tapitrisa dolara teo ireo vokatra malagasy naondrana any an-toerana, ny taona 2020. Mitentina 10,725 tapitrisa dolara kosa […]
Fampandrosoana: hamatsy vola 88 tapitrisa euros ny AFD
Mitentina 88 000 000 euros ny famatsiam-bola omen’ny Ivontoerana frantsay momba ny fampandrosoana (AFD) hanatanterahina ireo tetikasa telo lehibe eto Madagasikara. Ao anatin’izany ny tetikasa “PADEVE II” izay sahan’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany. Hahakasika ny tanàn’ Antsirabe, Fianarantsoa, Toliara, Mahajanga, Antsiranana ary Toamasina. Mitentina 49 000 000 euros kosa ny […]
Fari-piainana: Mahantra ny 24 tapitrisa amin’ny Malagasy
Mampivarahontsana ny tahan’ny fahantrana eto Madagasikara! Mivelona ambanin’ ny 4 000Ar (0,89 $), isan’olona, ny 24 tapitrisa amin’ny Malagasy, nandritra ny taona 2022, araka ny fanadihadiana nataon’ny Banky iraisam-pirenena. Izany hoe, mahantra avokoa ny 75% ny Malagasy. Tombana vokatry ny fanadihadiana ny sehatra marolafy nataon’ny Banky iraisam-pirenena sy ny ivontoerana misahana ny […]
COMFWB Trade Fair : hanasongadina ny fandraharahana sy ny fampiasam-bola maitso
Fanamby ny hampiroborobo ny fampiasam-bola maitso, ao anatina rojom-pihariana samihafa, hampivoarana ny fandraharahan’ny vehivavy aty Afrika, mandritra ny hetsika COMFWB Trade Fair andiany fahadimy, hatao eto Antananarivo. Hotontosaina eto Antananarivo, ny 14 sy 15 jona izao, ny hetsika “COMESA Federation of Women in Business (COMFWB) Trade Fair” andiany fahadimy, izay […]