Miantraika amin’ny fiarahamonina ny fiovan’ny toetr’andro. Sambany maneran-tany misy tetikasa mampirindra ny ady amin’ny hetraketraky ny toetr’andro sy mametraka ny fandriampahalemana. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tany Ambovombe, faritra Androy, ny 17 jolay teo, ny tetikasa lehibe iray mikendry ny hampihenana ny fifandirana sy ny disadisa vokatry ny fiovan’ny toetr’andro. Tetikasa […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Niverina ny delestazy maharitra adiny 3, amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo sy ny manodidina (RIA), nanomboka omaly. Antony, mihena ny haavon’ny rano any Andekaleka, tsy ampy ny vokatra azo avy amin’ny herin’ny masoandro. Tsy mamokatra ny toby Vestop Antsirabe. Ny 11 jolay no nisy filazana delestazy farany nataon’ny Jirama. Vita ny 72% […]
Toekarena manga: Hanampy amin’ny fitrandrahana ny Befsa
Hampiroborobo ny toekarena manga ny fametrahana ny “Compte satellite dans l’économie bleue” (Befsa) entina hampandrosoana ny harinkarena faobe sy hametrahana ny fampandrosoana maharitra ny fitrandrahana ny jono sy ny fiompiana anaty rano. Nivoitra izany nandritra ny fampahafantarana ity fitaovana vaovao ity, ny 17 jolay teo, tetsy amin’ny Carlton, Anosy. “Hamaritra […]
Fambolem-bary : Hanao ny tetikasa Rice ny Ambatovy sy ny Jica
Foto-tsakafon’ny Malagasy ny vary. Hanao ny tetikasa Rice ny orinasa Ambatovy, hanamafisana ny tombontsoa entin’ny asa ataony sy hametrahana ny fampandrosoana lovain-jafy any amin’ny faritra iasany. Fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana sy amin’ny masoivoho japoney, amin’ny alalan’ny Fiaraha-miasa iraisam-pireneny, Jica. Tanjona ny hanohanana ny sehatry ny fambolem-bary any […]
Atsimo Andrefana: Fanoitran’ny toekarena sy fampandrosoana ny tetikasa Base Toliara
Nitondra fanazavana mahakasika ny tetikasa Base Toliara, nandritra ny fihaonambe FER, ireo mpitantana ny orinasa. Anisan’izany ny tombontsoa ara-toekarena entiny, ny asa aterany, ny fandraharahana, sns. Niaraka namelabelatra ny asa fihariana ataony sy ny fiantraikany ara-toekarena, ny tale jeneraly ny Base Toliara, Ramahefarivo Jean Bruno, sy ny tale jeneraly ny […]




