Hifarana ny 31 jolay izao ny fotoam-piasan’ny tale jeneraly (DG) ny kaompania Madagascar Airlines, Thierry de Bailleul, araka ny nampahafantarin’ny filankevi-pitantanan’ny orinasa. Na izany, mbola dinihina ny mety ho hanavaozana izany. Nanamafisan’ny filankevi-pitantanana tao anatin’ny fanambarana nataony fa mitohy hatrany ny fanatanterahana ny drafitrasa Phénix 2030. Hamafisina hatrany ihany koa […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Nahazo famatsiam-bola 211,5 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena i Madagasikara. Hoentina hanamafisana ny fotodrafitrasa manoloana ny loza voajanahary, indrindra ny tondradrano sy ny rivodoza io vola io. Anisan’izany ny hanarenana ny tetezana Mahavavy sy Ifasy (RN6), fanomanana tetezam-by vonjimaika, sns. Mora sy mateza kokoa ny fampiasana arina ekolojika miohatra […]
Red Circle: Navondron’ny Airtel ireo mpisehatra niomerika
Naneho ny maha mpiara-miombon’antoka amin’ireo orinasa vonona hampivoatra ny tontolon’ny niomerika ny Airtel Business. Nampahafantarin’ ny sampana fandraharahana, Airtel Business, tamin’ny fomba ofisialy ny 24 jona teo, ny vovonana Red Circle. Sehatra iray hivondronan’ny mpitarika, ny mpandraharaha ary ny mpanapa-kevitra, izay mitovy tanjona. Hampifandraisana ny faharanitan-tsaina, ny fanadihadiana ary ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mirefy 8 km ny lalana tsy maintsy vita godirao, mialoha ny fivoriamben’ny Sadc hatao eto Antananarivo amin’ny 17 aogositra ho avy izao. Io no toromarika nomen’ny minisitry ny Asa vaventy, raha nijery ifotony ny fanamboarana ny arabe migodana eny Tsarasaotra, omaly. Hampiana ny isan’ny mpiasa andro sy alina, hampiana ny […]
Seranam-piaramanidina Ivato : Nitarina ny fikarakarana ny zotra anatiny
Nafindra eny amin’ny toerana nikarakarana ny zotra iraisam-pirenena teo aloha, ny zotra anatiny eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato Antananarivo, nanomboka ny 2 jolay 2025 teo. Nitarina ny velaran’ny toerana, izay lasa 1 076 m2 raha 353 m2 taloha. Ao anatin’izany ny fandraisana ny mpandeha vao tonga sy ny fikarakarana ny entana, […]




