Mietry tanteraka ny toekarena maneran-tany noho ny fifanolanana ara-barotra sy ny zava-misy amin’izao fotoana. Mihena ny fampiasam-bola, midangana ny vidim-piainana. Heverin’ny Banky iraisam-pirenena fa hietry ny toekarena maneran-tany mandritra ity taona ity noho ny fifanolanana ara-barotra sy ny zava-misy ara-jeopolitika. Voalaza ao anatin’ny tatitra nataony farany fa hidina hatrany amin’ […]
Toe-karena
Nosy Boraha: Fampandrosoana mikajy ny tontolo iainana
Anisan’ny nifantohana nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME), natao ny 2-4 jona teo, tany Sainte Marie, ny fanabeazana ara-tontolo iainana, ny famokarana saribao ekolojika, ny famokarana ahidrano, sns. Azo tsorina fa fitaratra amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny EPP Vohilava ao Sainte Marie na Nosy […]
10 taona ny Cosmos : Maro ny hetsika fanamarihana
Ao anatin’ny fandraisan andraikitra ara-tsosialy sy tontolo iaianana (RSE) sy ho fankalazana ny faha-10 taonany, niara-nientana namboly zana-kazo miisa 1 000 sy fihinam-boa miisa 3 000 ny mpirara-miombon’antoka amin’ny orinasa Cosmos sy ny Uditec manerana ny Nosy. Nifanolo-tanana tamin’izany ireo mpiara-miasa rehetra miisa 400 manerana an’i Madagasikara. Ankoatra izay, nanamafy ny […]
Madagascar Airlines : Azo atao ana habaka ny famandrihan-toerana
Mitondra fanavaozana amin’ireo tolotra ataony ny kaompania Madagascar Airlines. Ankehitriny, azo atao ana habaka ny famandrihana toerana. Mba hanakaikezana ny mpanjifa, natsangana ny tranokalan’ny orinasa: www.madagascarairlines.com. Vokatra azo tamin’ny fiaraha-miasa amin’ny Amadeus, mpisehatra mavitrika sy mampiasa ny teknolojia eo amin’ny tontolon’ny sidina. Araka izany, azon’ny mpandeha atao ny mamandrika sy […]
Banky iraisam-pirenena: Mahantra ny olona miaina amina 3 dolara isan’andro
Voasokajy ho mahantra ny olona mivelona amina vola 3 dolara isan’andro, ho an’ireo firenena manana fidiram-bola ambany. Nahitam-panitsiana ny tondrom-pamaritana ny fahantrana, araka ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena. Ankehitriny, lasa 4,20 dolara ny vola iainan’ ireo mponina amina firenena mahantra amin’ny antonony, raha 8,40 dolara izany ho an’ ireo firenena […]




