Nohitsin’ny fikambanana Toko Bey Telo Temilahehy any Toliara, fa « ambadika politika ny hetsik’ireo manohitra ny tetikasa Base ». Nambaran’ny filohany, Randriatahiny, fa « mila mandray ny andraikiny hifehezana ny filaminana ny fanjakana. Raha tena raiamandreny ianareo mpanao politika, mitadiava mpampiasa vola hapetraka eto Toliara, hanome asa ny tanora. Marobe ny mponina manana […]
Toe-karena
Harena an-kibon’ny tany: Hivoaka ny fahazoan-dalana hikaroka sy hitrandraka
Anisan’ireo andry lehibe telo iankinan’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Nohavaozina ny andinin-dalàna sasany. Nitondra fanazavana ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy, ny 21 marsa teo, mombaa ireo lohahevitra efatra mahakasika ny harena an-kibon’ny tany. Nofoanana ny fahazoan-dalana mikaroka solika miisa 21 efa […]
FOM : Manome tohana ny orinasa madinika sy salantsalany
Hatramin’ny niforonany, ny taona 2017, miara-dalana amin’i reo orinasa tena madinika, madinika sy salantsalany (TPME) ny Fikambanan’ny orinasa malagasy (FOM) ary mbola vonona hanome tantsoroka azy ireny ho fampiroboroboana ny asa fihariany izay fototry ny fampandrosoana ny toekarena. Vaindohan-draharahan’ny FOM, naorin-dRajaonarivelo Herintsalama, ny hanohana ny sehatry ny fandraharahana eto Madagasikara. Ankehitriny, […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 35 ny jiro Cobra azon’ny tampon-tananàn’i Sambava, ary 10 ho an’ny kaominina Ampanefena. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Hazavana ho an’ny daholobe ity hetsika ity, hampitomboina avo roa heny ny tahan’ny fisitrahana herinaratra eto Madagasikara amin’ny taona 2030. Miahy azy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo. Mahatratra 20 ha ny […]
Toliara: « Fampandrosoana no ilaina », hoy ireo Olobe
Naneho hevitra ihany koa ireo Olobe sy ny Hazomanga any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, taorian’ilay fihetsiketsehana tsy nahazoana alalana, ny alahady teo, tany Andaboy Toliara. Raisin’izy ireo ho fanakorontanana ny fitondrana no nataon’ny mpitarika ny hetsika, fa mody sarontsaronana sy miafina ao ambadiky ny fanoherana ny tetikasa Base Toliara. Nohitsian’i […]