Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Nitombo avo roa heny ny Cacao naondran’i Madagasikara tao anatin’ny 9 taona. Tafakatra 14 000 taonina (t) izany amin’izao raha toa ka 7 000 t ny taona 2016. Mihoatra ny 100 tapitrisa dolara isan-taon ihany koa ny vola niditra tamin’ny kitapombolam-panjakana. Niakatra 40 000 Ar ny kg ny vokatra teny […]

Madagascar Airlines : Nanokatra masoivoho ao Mahajanga

Manakaiky ny mpanjifa. Nanokatra ny masoivoho ara-barotra ao amin’ny faritra Boeny ny kaompania Mada­gascar Airlines. Dingana tafiditra amin’ny fanarenana ny orinasa sy fironana tsikelikely amin’ny fiovana ho Air Mada­gascar. Tanjona ny hanakaiky kokoa ny mpanjifa sy hanatsara ny kalitaon’ny tolotra, indrindra amin’izao vanim-potoana mahabetsaka ny mpandeha izao. Manakaiky kokoa ny […]

Toamasina : Hiverina amin’ny laoniny mialoha ny faran’ny jolay ny famatsian-jiro

Nitondra fanazavana ny orinasa Filatex, taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny fitondram-panjakana tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Madiva ho vita ny fanarenana ireo milina simba, sady misy vaovao nafarana ihany koa. Miandraikitra ny famatsiana herinaratra ho an’ny Jirama, ao an-tampon-tanànan’i Toamasina, ny orinasa Filatxe Energy. Nitondra fanazavana ara-teknika ny talen’ny Fifandraisana […]