Mihatsara ny sehatry ny fampiasam-bola vahiny (IDE) eto Madagasikara na mbola maro aza ireo ezaka tokony hatao. Mampitombo ny fiforonana asa sy mampandroso ny toekarena ary mampiroborobo ny tontolon’ny fandraharahana ny fisarihana mpampiasa vola vahiny. Firenena mbola anisan’ny mahasarika ireo mpampiasa vola i Madagasikara. Maro ireo sehatra mbola malalaka sy […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Hojerena ny fomba hanatsarana ny seha-pihariana lamba sy akanjo eto Madagasikara. Eo koa ny fitsipika vaovao apetraky ny vondrona eoropeanina sy ny vondrona britanika. Tanjona ny hiantohana ny tontolo iainana sy sosialy sy hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny orinasa eto an-toerana. Nampahafantatra ireo fepetra vaovao eny anivon’ny ladoany ny antenimieran’ny indostria sy […]
Toekarena : Manomboka miarina ny sehatry ny fizahantany
Manodidina ny 308 000 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara tamin’ny taon-dasa. « Porofo izao fa manomboka miarina ny sehatry ny fizahatany », hoy ny tale mpanatanteraky ny confédération du tourisme de Madagascar (CTM), Rakotomalala Lova. Niantraika teo amin’ny sehatry ny fizahantany ny Covid-19. Tafakatra 900 tapitrisa euros ny fatiantoka azo taorian’ny fanakatonana ny […]
Volobe : Hisokatra tsy ho ela ny antso an-tetikasa
Dingana gaovana no vitan’ny tetikasa Volobe taorian’ny fampiharana ny drafitra ara-tsosialy sy tontolo iainana vitany. Noho izany, hisokatra tsy ho ela ny antso an-tetikasa. Hamokatra angovo hatrany amin’ny 750GWh isan-taona ny tohodranon’i Volobe izay manana tanjaka 120MW ka mahavita mandrakotra 25% ny filana herinaratra eto Madagasikara. Izany hoe, afaka mamokatra […]
Olan’ny famokarana angovo: Manao antso avo ny Banky iraisam-pirenena
Ahina mbola hitohy ny olan’ny famokarana herinaratra eto Madagasikara raha tsy misy ny fandraisan’andraikitra haingana. Tsy ho tratra ny fisitrahana 80% angovo ny taona 2023, hoy ny Banky iraisam-pirenena. Mety mbola hitohy amin’ny taona ho avy ny olan’ny fahatapahan-jiro raha tsy misy fandraisana andraikitra haingana. Mila ampitomboina ao anatin’ny fotoana […]




