Toe-karena

Fahavitan-tena ara-tsakafo: Hatao foibe famokarana masomboly vary safiotra ny any Antalaha

Tsy hisy intsony ny fanafarana vary avy any ivelany. Ho tanteraka izany amin’ny famokarana masomboly vary safiotra eto an-toerana, iarahana amin’i Sina. Nidina tany Antalaha ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Fahaleo­van­tena ara-tsakafo (SESA), Razanamahefa Tahian’Ny Avo, ny 11 avrily teo. Tao anatin’ny delegasionina ihany koa ny teknisianina avy any Chine, manam-pahaizana […]

VAOVAO TAMBATRA

Naharitra adiny 5 ny fivoriana tany Toliara mahakasika ny Base Toliara, ny 11 avrily teo. Nitarika ny fotoana ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ny mpiara-miasa aminy, nihaona tamin’ireo raiamandreny any an-toerana. Noresahina ny tombony ho azo amin’ny tetikasa, satria zava-dehibe ny fifampihainoana atao an-kitsim-po, isorohana ny disadisa. Hatsangana ny toerana […]

Arabe migodana: Ireo voakasika mivantana ihany no hoesorina

Mitohy ny asa amin’ny ampahany voalohany mirefy 80 km (Antananarivo-Anjo­zorabe) ao anatin’ny fanatanterahana ny arabe migodana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Nidina teny Tsarasaotra (PK0) ny minisitry ny Asa Vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, ny alakamisy 10 avrily teo. Araka ny tinapaky ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 9 avrily, hirosoana […]

Award nPerf 2025 : Azon’ny Yas Madagasi- kara ny amboara

Maherin’ny 800 tapitrisa euros ny fampiasam-bola efa nataon’ny orinasa Yas. Nahazoam-bokatra ny ezaka natao, ka azony ny loka fankasitrahana iraisam-pirenena « Award nPerf 2025 ». Nilaza ny tale jeneraly ny Yas Madagasikara, Benoît Janin, ny zoma teo, fa noho ny toky natao hanomezana tolotra tsara indrindra ny mpanjifa no nahazoana ity fankasitrahana […]

Tetikasa Volobe: Tafapetraka ny Ivontoeram-piofanana

Ilaina ny birao ho fitantanan-draharaha mialoha ny tena asa hananganana ny tohodrano vaovao ataon’ny orinasa CGHV. Fotodrafitrasa goavana hamokatra herinaratra 750 GWh ny tetikasa . Notokanana ny 28 marsa teo, ny birao ao Tanamakoa Toamasina, birao fiasana sady ho toeram-piofanana an’ny Kaompania tohodrano herinaratra Volobe (CGHV). Natao ho an’ny fitantanan-draharaha […]